Taratra

Tahirim-pirenena ho an’ny fananantany : Nohavaozina ny fitantanana ny tanim-panjakana

Nampahafantarin’ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) ny didim-panjakana momba ny fifanarahana fampanofana tany. Maneho ny dingana ho amin’ny fanavaozana ny fitantanana ireo tanim-panjakana izany. Nambaran’ny eo anivon’ny Tahirim-bolam-pirenena ho an’ny fananantany (FNF) ao amin’ny MFFT fa efa nivoaka sy naparitaka ny didim-panjakana mametraka ny bokim-piraketana […]

Fampivondronana ny ankizy: Homanina dieny izao ny hoavin’ny taranja Karate

Nanomboka ny 3 jolay lasa teo, teny amin’ny ANS Ampefiloha, ary hifarana ny alahady izao, ny fampivondronana ireo ankizy latsaky ny 14 taona, taranja karate. Tanjona amin’izany ny hanomanana sahady ny hoavin’ny taranja karate, araka ny nambaran’ny filohan’ny Federasionina ny Karate-do Malagasy, Rate­fina­nahary Emile. Ireto ankizy manomboka amin’ny U8 hatramin’ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Hanomboka anio, any Toamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja basikety, eo amin’ny sokajy latsaky ny 16 taona, lahy sy vavy. Mi­aloha ny fifaninanana, hisy ny « Clinic des entraineurs » hatao ho amin’ny anio, ao amin’ny Arena Toamasina. Efa vita omaly kosa ny fivoriana ara-teknika. Misaona indray ny tontolon’ny baolina […]

Manasa-dalan’ny «Yas Coupe Madagascar » : Hanokatra ny lalao ny Elgeco Plus sy ny Cosfa

Hifantoka etsy amin’ny Elgeco Plus By-Pass indray ny sain’ny mpanaraka baolina kitra malagasy, amin’ity herinandro ity. Samy hiady ny tapakilan’ny famaranan’ny “Yas Coupe de Madagascar” ireo ekipa efatra tafita amin’ny manasa-dalana. Raikitra izy ity! Hotante­ra­hina anio sy rahampitso, eny amin’ny Kianja Elgeco Plus Stadium, ny lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny amboara […]