Hanomboka anio, hifarana ny 3 aogositra 2025, ny tetiandro fitsarana miaramila ho an’ny taona 2025, ho an’ny eto Antananarivo. Ao amin’ny Kianja Malacam Antanimena no hanaovana izany manomboka amin’ny 8 ora maraina ka hatramin’ny 4 ora hariva. Araka ny fanazavan’ny tomponandraikitra eo anivon’ny sampandraharaha misahana ny fanompoam-pirenena sy ny fiandry […]
Taratra
Ady heloka bevava ao Toamasina : Telo lahy voaheloka asa an-terivozona mandra-pahafaty
Migadra mandra-pahafaty ireo telo lahy voaheloka tamin’ny fanafihana niharo famonoana raim-pianakaviana ny volana septambra 2024. Tsy nitsitsy ny fampanoavana. Hentitra no azo ilazana ny fotoam-pitsarana ny alakamisy teo nandritra ny fitsarana ilay raharaha fanafihan-jiolahy tao Tanamakoa, ny alin’ny 03 septambra 2024, tokony ho tamin’ny 10 ora alina, araka ny antontan-taratasin’ady lah […]
VAOVAO TAMBATRA
Mitentina 120 tapitrisa dolara ny vola hampindramin’ny Banky iraisam-pirenena sy ny banky aziatika AIIB, ao anatin’ny Fandaharanasa PRRC any Havelo Mandrare. Ho vahaolana amin’ny tsy fahampian-drano any amin’ny faritra Anosy sy Androy ity tetikasa ity sady hanamboaran-dalana RN13 mirefy 142 km Amboasary- Tsivory, tohodrano, sns. Miisa 20 ny jiro cobra […]
Fambolena: Fampirantiana vokatra 100% vita malagasy
Nanomboka omaly hatramin’ny 6 jolay izao ny varotra fampirantiana ny vokatra vita malagasy etsy amin’ny tokotany malalaka Carrefour Ankorondrano. Tanjona ny hanomezan-danja ny fambolena vita malagasy 100%, indrindra ny vokatra biolojika, toy ny vary, ny voankazo, ny voatabia, ny sesame sy ny maro hafa. Anisan’ny mandray anjara amin’ity hetsika ity […]
Tetezana Andranotsara : Hiverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana RN5
Tapaka ny tetezam-by « Pont Bailey » eo Andranotsara Namahoaka, any Mahambo, amin’ny lalam-pirenena faha-5, eo amin’ny PK 64, tamin’ity herinandro ity. Simba vokatry ny lanjan’entana tafahoatra, nentin’ny fiarabe mpitatitra iray, niditra teo amin’ilay tetezana. Nandray andraikitra avy hatrany ny minisiteran’ny Asa vaventy (MTP) sy ny Fitantanam-paritra Atsinanana (DRTP) nandefa teknisianina teny […]




