Anisan’ireo Malagasy tanora efa fanta-daza amin’ny sehatry ny fanentanana sy ny fandrindrana lanonana eto Madagasikara Andrianambinintsoa Florent Pagny na i Pagny. Nitondra hafatra ho an’ireo tanora tahaka azy izy. Tanora iray efa manana ny toerany amin’ny resaka fanentanana sy fandrindrana lanonana sy hetsika eto Madagasikara, Andrianambinintsoa Florent Pagny na i […]
Taratra
Asan-jiolahy tao Toamasina : Votsotra ireo zandary sy ny namany voarohirohy
Niakatra fitsarana tao Toamasina ireo olona fito voarohirohy tamin’ny raharaha asan-jiolahy ny taona 2024. Nahavoarohirohy zandary telo, sy Tafika iray ary sivily telolahy, araka ny antotan-taratasin’ ady lah 66- Toa/25. Samy nanda ny fiampangana azy avokoa izy rehetra ireo nandritra ny fotoam-pitsarana. Tsy nisy rahateo ny mpitory sy vavolombelona nandritra […]
Baolina kitra kaomorianina : Mandalo krizy ny Federasionina any an-toerana ?
Araka ny fikarohana natao, omaly, izay navoakan’ny lahatsoratra an-gazety iray, Sport News Africa, fantatra fa mandalo fotoan-tsarotra ny Federasionin’ny baolina kitra kaomorianina (FFC). Raha ny fanazavana azo tamin’ity gazety iray ity, tsy dia hita ao an-toerana ny filohan’ny Federasiona FFC, Saïd Ali Saïd Athouman, izay lany fanindroany hitantana ity rafitra […]
Raharaha vonoan’olona tao Vatomandry : Lehilahy iray voaheloka mandra-pahafaty
Notsaraina tao amin’ny efitrano fitsarana ambony, sampana ady heloka bevava, ny talata teo, ny antontan-taratasin’ady lah 61 – Toa / 25 mahakasika ny raharaha ady lova nitarika famonoan’olona, ny 04 febroary 2024, tao Bemasoandro,Vatomandry. Naharitra ora enina. Niantomboka tamin’ny 9 ora maraina, tsy nifarana raha tsy tamin’ny 3 ora tolakandro, […]
INDRAY MIJERY
Fifaninanana « Word Travel Award ». Nandresy tamin’ny fanehoana ny maha natiora miavaka sy toerana tsy manampaharoa ho an’ny mpizahatany i Madagasikara. noharahabaina sy nankasitrahana ihany koa ny Andilana Beach Resort. Izy ireo izay nitazona ny anaram-boninahitry ny ranomasimbe Indianina ho an’ny torapasika lehibe indrindra, nandritra ny 10 taona nisesy. Tohana […]




