Natahotra ny ainy, niantso vonjy tamin’ny manodidina ny jiolahy iray voatifitry ny tompon-trano tetsy Ampitatafika, omaly maraina. Voan’ny bala izy ka taraiky teo ambony tafo Nananika tafon-trano sy nikiry hiditra teo amin’ ny varavarankely, notifirin’ny tompontrano tampoka tamin’ny fitaovam-piadiana ka naratra ny jiolahy iray, tetsy Ampitatafika, omaly maraina tamin’ny 3 […]
Taratra
Handball – Afrika 2026: Hivondrona amin’ity herinandro ity ny Akio
Afaka andro vitsy sisa dia hanomboka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Can 2026”, taranja handball, ho an’ny sokajy “Cadets” sy “Juniors”, lehilahy, izay hatao ao Abidjan. Ny volana septambra ho avy izao no hanatanterahina izany. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany ny ekipa nasionaly malagasy Akio. Raha tsy misy ny fiovana, […]
Volley-ball – « Mada D2 »: Horaisin’ny ligin’ Analamanga
Tsy misy fialantsasatra fa mitohy avy hatrany ny fandaharam-potoana ho an’ny Federasiona malagasin’ny volley-ball (FMVB). Taorian’ny fandraisana ny “Championnat des Nations U18), hiditra amin’ny fifaninanam-pirenena dia ny amboaran’i Madagasikara D2, lahy sy vavy, indray ry zareo. Hotanterahina ny 4 ka hatramin’ny 12 septambra ho avy izao izany, ka hampiantrano ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Voafidy indray hitantana ny Federasiona malagasin’ny FMHMC, izay ivondronan’ny taranja Haltérophilie sy ny fitaizana ara-batana “Musculation” ary ny “culturisme” Randriamanarivo Harinelina Jean Alex. Fifidianana izay natao tetsy Ivandry, afakomaly. Nahazo vato fito tamin’ireo ligy fito ny tenany. Nanolotra tohana toy ny vary sy vola ho an’ireo ekipa nandray anjara tamin’ny […]
Amboaran’ny Kaonfederasiona: Hatao atsy Maurice ny lalaon’ny FC Rouge sy ny Red Arrows FC
Raha ny vaovao voaray, nisafidy ny Nosy iray aty amin’ny ranomasimbe Indianina ny FC Rouge amin’ny fiatrehana ny fifanintsanana hiadiana ny amboaran’ny Kaonfederasiona. Lalao hikatrohany amin’ny Red Arrows Football Club Zambie. Fantatra, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny FC Rouge, omaly, fa hotanterahina atsy amin’ny Nosy Maurice ny lalao hikatrohan’ity ekipa […]





