Vita sonia ny 25 mey teo ny fiaraha-miasa eo amin’ny Sekreteram-panjakana misahana ny Fahaleovantena ara-tsakafo (Sesa), notarihin-dRazanamahefa Tahian’Ny Avo, sy ny orinasa israelianina LR Group, nosoloin’i Ami Lustig tena. Hapetraka ny ivontoeram-pambolena « Agropole », mirefy 5 000 ha, hambolena vary, sy 5 000 ha hafa hamokarana katsaka. Teknolojia mahaleo tena hiaka farany no […]
Taratra
E-Ariary: Vola malagasy niomerika amin’ny endriny vaovao
Hanamora ny fampiasam-bola niomerika, natao ho an’ny rehetra ary amin’ny sandany mora kokoa ny fanavaozana entin’ny Banky foiben’i Madagasikara momba ny rafitra ara-bola. Vahaolana amin’ ny filana andavanandron’ ny mponina izy io ary mampihena ny fikirakirana vola. Nosokafan’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM) tamin’ny fomba ofisialy, tetsy amin’ny Lapan’ ny tanànan’Antananarivo, […]
TARATRY ny KANTO
Tsy handray anjara indray amin’ny “Festival Tsika Jiaby” andiany faharoa any Paris, Frantsa, ny tarika Stéphanie. Fanambarana izay nataon’ny mpikarakara ny tarika omaly io. Tokony ho anisan’ireo mandray anjara ny alatsinainy 9 jona mantsy ry Stéphanie. Nilaza fa mbola hanazava ny antony amin’ity herinandro ity ny tarika. Silo mihira Mahaleo. […]
« Festival Zazamifety » : Hiavaka ny « Percussions corporelles »
Hanomboka ny alarobia 4 jona izao ny « Festival Zazamifety » karakarain’ny Institut français Madagascar (IFM) etsy Analakely. Hiova endrika ny eny an-toerana. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana ny fitantarana angano, ny tantara filalao eny an-tsehatra na teatra, fampirantiana, atrikasa… Hiavaka kosa ny « Zou!» na ny « Percussions corporelles » hoentin’ny compagnie Sons de Toile, ny […]
“Festival Sômaroho! 2025”: Hanasa an’i Shenseea, any Nosy Be, i Wawa
Anisan’ireo vahiny mpanakanto andrasan’ny mponin’i Nosy Be handray anjara amin’ny “Festival Sômaroho! 2025”, ny volana aogositra, i Shenseea. Efa manao ny dingana hahatongavana amin’izany i Wawa sy ny komity mpikarakara. Shenseea sa i Ruger? Fanontaniana napetrak’i Wawa ho an’ireo mpankafy ny “Festival Sômaroho!”, indrindra ny mponin’i Nosy Be io tamin’ny […]




