Taratra

FANTINA sy FINTINA

Nijery ifotony ny fonjan’Imerintsiatosika ny eo anivon’ny CNIDH, amin’ny maha rafi-pirenena ho fisorohana ny fampijaliana azy. Niompana tamin’ny fijerena ny endrika hisitrahan’ny voafonja ireo zo fototra sy ny fomba entina hanafainganana ny raharaham-pitsarana rehetra ny fitsidihana, araka ny fanazavan’ny tomponandraikitra. Nanatanteraka ny asa tagnamaro ny eo anivon’ny Antenimierandoholona, omaly. Nanadio […]

Depiote Raby Savatsarah : “Tokony handray ny andraikiny ny mpanohitra”

“Tokony hijery izay anjara birikiny koa ny eo amin’ny fanoherana: inona no tokony hataon’ny tena ho an’ny firenena? Tsy mitabataba miteny fotsiny ny asan’ny mpanohitra. Tsia. Mila mandray andraikitra koa izy ireo”, hoy ny depiote voafidy tany Farafangana tamin’ny anaran’ny tsy miankina, Raby Savatsarah Ain’Hari­manga Gabrielle, manoloana ny fihetsiky ny […]

Miketrika mafy

  Mitohy ny iraka ataon’ny Filohan’ny Repoblika any ivelany, amin’izao fotoana izao. Manao ny ainy tsy ho zavatra ny delegasionina tarihiny ahafahana mametraka ny politikam-pampandrosoana mivelatra amin’ny iraisam-pirenena. Iaraha-mahalala rahateo fa anatin’ny lohalaharana ho an’ny fitondrana malagasy ny diplaomasia. Mihazakazaka ny fitadiavana fiaraha-miasa sy loharanom-bola ho an’ny firenena, ankoatra ny […]

Fanatsarana ny tontolon’ny fifidianana: Hikarakara atrikasa ho an’ny mpiantsehatra ny Ceni

Mitohy ny asa na efa vita aza ny fifidianana. Nambaran’ny filoha lefitry ny Ceni fa mandray sy mihaino ary manome lanja ny hevitry ny mpiantsehatra izy ireo “Anisan’izany, ny fanavaozana isan-taona ny lisitry ny mpifidy, mandray ny hevitry ny mpian­tsehatra rehetra amin’ny fifidianana”, hoy ny fanambarana nataon’ny Filoha lefitra voalohan’ity […]

TSELATRA

Tovolahy iray 17 taona tratra nangalatra fiara miisa roa teny Talata Volonondry, omaly tamin’ny 2 ora maraina. Novakiany sy nosokafany tsirairay ireo fiara, nataony “contre-attaque” ary natosiny mora. Mbola saika hangalatra bateriana fiara Mercedes-Benz iray teny an-toerana izy saingy henon’ny mpiambina. Nandositra tany amin’ny toerana nisy ireo fiara saika hangalariny […]