Natao ny 12 sy ny 13 mey teo ny fihaonambe iraisam-pirenena, «Forum Innovate the Future 2025». Notontosaina tany Dubai, Emirats Arabe Unis (EAU) nokarakarain’ny orinasa Webb Fontaine, miompana tamin’ny fikarohana mahakasika ny varotra iraisam-pirenena. Fotoana nihaonan’ny mpanapa-kevitra amin’ny ladoany sy ny seranan-tsambo aty amin’ny kaontinanta afrikanina. Nodinihina ny lanjan’ny teknolojia […]
Taratra
Nosy Be : Vita ny lalana mankany Andilana
Manodidina ny 80 km ny lalana narenina vita ao an-tampon-tanànan’i Nosy Be. Tao anatin’ny dingana voalohany ny eo Fascene mankany Andilana, mirefy 30km. Faharoa, eo Hell ville mankany Andilana, mirefy 39km. Manampy ireo, efa mandeha ny fanarenana ny lalam-pirenena faha-6 mampitohy Ambanja sy Antsohihy. Njaka A.
FIM 2025: Fahombiazana ny hetsika, vina ho an’i Afrika
Fahombiazana lehibe ny setriny ho an’ny andiany faha-19 amin’ny Foire internationale de Madagascar (Fim), notanterahina teny amin’ny Centre de Conférences International Ivato, ny 22 hatramin’ny 25 mey lasa teo. Ho an’ny MadaVision, mpikarakara ny hetsika, nametraka aina vao ny « Fim 2025 ». Mihoatra ny 250 ireo mpandray anjara tamin’ity andiany ity, […]
Madiro Nosy be : Tany 118 ha hanorenana tanàna
Miitatra any Nosy be ny tetikasan’ny fanjakana tanterahin’ny SENVH. Fananganana tanàna vaovao ho trano fonenan’ny mponina izany. Tany mirefy 118 ha no hanorenana izany tanàna izany any Nosy Be, araka ny nampahafantarina ny mponina, ny faran’ny herinandro teo, nandritra ny fidinan’ny filoham-pirenena tany an-toerana. Toeram-ponenana tsara rafitra, misy ny fotodrafitasa […]
INDRAY MIJERY
Ny taranja lomano no nisantarana ny adina ara-panatanjahantena bakalorea, eto Analamanga, ny sabotsy teo. Mpiadina 800 no nisafidy izany taranja izany. Hanomboka ny 10 jona hatramin’ny 20 jona ny adina ara-panatanjahantena amin’ny taranja hafa ho an’Antananarivo Renivohitra, Atsimondrano, Avaradrano ary Ambohidratrimo. Nahavelom-bolo ny mpianatra any Nosy Be ny fampanantenana nataon’ny […]




