Mankany any amin’ny Vondrona Eoropenana (UE) avokoa ny 33% fanondranana malagasy. Mbola izy no mpiara-miombon’antoka ara-barotra lehibe indrindra amin’i Madagasikara. Efa 15 taona ny fifanarahana APE, izay manome fahafahana ny vokatra malagasy hiditra amin’ny tsena eoropeana tsy misy haba sy «quota». Fifanarahana manampy amin’ny fampiroboroboana ny fanondranana sy fisarihana fampiasam-bola […]
Taratra
Fifehezana ny Terminal Pétrolier: Mitondra ny heviny ny GPM
Mety hisy fiantraikany amin’ny famatsiana solika eto Madagasikara ny fepetra noraisin’ny fanjakana momba ny fampidinana solika ao amin’ny Terminal Pétrolier ao Toamasina, araka ny fanambaran’ny Vondrona mpanafatra solika eto Madagasikara (GPM). Araka ny fandaharam-potoana, nigadona ao Toamasina omaly alarobia, ny sambo mitondra solika an’ny GPM sy ny sambo mitondra solika […]
AP Isalo : Voafehy ny afo
Nahitana trangan’afo tany amin’ny Faritra arovana (AP), ny Valan-javaboahary Isalo, ny harivan’ny sabotsy 8 aogositra teo. Tao amin’ny faritra antsoina hoe «La Reine» no nahitana ity tranga ity. Voafehy tanteraka tao anatin’ny fotoana fohy anefa ny afo, taorian’ny fandraisana andraikitra haingana nataon’ny rehetra tany an-toerana. Mitantana ny AP Isalo ny […]
Tsenan’ny metaly maneran-tany (LME): Tafidina ho 16 000 dolara/t ny vidin’ny nikela
Tsy mbola araka ny tokony ho izy ny vidin’ny akora nikela eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Ambany vidy, sady mitobaka koa ny vokatra avy any amin’ireo firenena mpamokatra. Any Azia ny firenena tena mpamokatra nikela. Miantoka ny 40% ny famokarana nikela i Indonezia, ary 40% ihany koa ny any Chine. Miparitaka […]
FANTINA sy FINTINA
Tokony hokatsahana aloha ny fahaleovantenan’ireo faritra tsirairay. Miroso mankany amin’ny fanjakana federaly avy eo, raha ny hevitry ny mpahay toekarena, Imbe Serge Jovial. «Mametraka fanjakana federaly i Etazonia, Allemagne, Suise noho izy ireo efa manana ny tanjany amin’ny lafiny ekonomia. Isika tsy mbola tonga amin’izany», hoy izy. Tsy mbola misy […]





