Manatrika ny hetsika mahakasika ny fanamafisana ireo zon’ny tanora eo amin’ny sehatry ny fampianarana sy ny asa, izay karakarain’ny Ecosoc 2025 Youth Forum, tontosaina any New York, i Madagasikara. Araka ny vaovao voaray, manatrika ity fihaonana ity, any an-toerana, ny minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena (MJS), Marson Moustapha Abdulah, […]
Taratra
INDRAY MIJERY
Vita ny fanaovan-tsonia fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa sy ireo orinasa telo lehibe amin’ny sehatry ny angovo. Ao anatin’izany ny New Energy Africa (NEA), ny ANKA, ary ny Camusat, hiarahana amin’ny fanohanana avy amin’ny Institut européen de coopération et de développement (IECD). Talen-tsekoly sy […]
Fiofanana momba ny zaitra : Namoaka ny andiany « Felana » ny WMG
Notolorana mari-pankasitrahana, omaly, tetsy Ambatoroka ireo mpianatra 17 nanaraka ny fiofanana momba ny tontolon’ ny zaitra, eo anivon’ny atelier tantanin’ny Wednesday Morning Group (WMG). Nampitondraina ny anarana «Felana» ny andiany navoaka. Nanao ny fiofanana fototra ny 11, nanao ny «formation de perfectionnement» ny 4 ary fiofanana ho mpampiofana ny 3 […]
“Herinandro nasionaly ho an’ny rano” : Nampahafantarina ny tetikasa fanatsarana ny famokarana
Nanomboka omaly, eny amin’ny Kianja Barea, ny “Herinandro nasionaly ho an’ny rano” iarahan’ny minisiteran’ny Rano, fanadiovana ary fidiovana sy ny mpiray ombon’antoka. Anisan’ny nampahafantarina ny mpitsidika teny Mahamasina ny tetikasa fanatsarana ny famatsiana rano fisotro madio (PAAEP. Tetikasa lehibe voalohany vatsian’ny Banky iraisam-pirenena vola amin’ny famatsiana rano madio eto Madagasikara. […]
Fampandrosoana : Nanentana ireo Malagasy atsy Seychelles ny MAE
Nihaona tamin’ireo Malagasy am-pielezana atsy amin’ny Nosy Seychelles ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavitafika. Noderainy ny firaisankina sy ny fandraisan’andraikitra ireo Malagasy am-pielezana miisa 2 000 ao an-toerana. Miasa amin’ny sehatra maro izy ireo. Anisan’ izany ny fizahantany, ny fambolena sy ny fiompiana, ny fanatanjahantena. Eo koa ny sehatry ny […]




