Nanamafy ireo fanambarana tato ho ato. Nambaran’ny Prefet de police, ny Jly Ravelonarivo Angelo, omaly, fa efa vonona ny eo anivon’ny mpitandro filaminana, amin’ny alalan’ny OMC, ahitana ny Emmo/Reg. “Horaisina ny andraikitra sy ny fepetra hentitra amin’ny mety ho fanakorontanana mialoha sy mandritra ary aorian’ ny fitsidihan’ny filoha frantsay, Emmanuel […]
Taratra
Drafitra PACFC II: Hangarahara ny fitantanana ny fananan-tany
Noraisin’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, tetsy Anosy, omaly, ny iraka avy amin’ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana (Bad). Nifampiresahana tamin’izany ny momba ny fananan-tany. Anisan’ny anton-dian’ireto iraky ny Bad misahana ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny sosialy ireto ny fanaraha-maso ny tetikasa. […]
Fanjakana tan-dalàna : Fahatokisana fitsarana ny fanaovana fitoriana
Hatramin’izao, misy hatrany ny matahotra fitsarana. Na mihevitra izany ho fanagadrana na figadrana avy hatrany, fa tsy fitadiavana ny marina. Eo koa ny fanahiana fisiana kolikoly, fahalalana olona… Nefa fahatokisana fitsarana matoa manao fitoriana. Misy ny fomba sy dingana arahina amin’izany. Tsara ho fantatra… Raha adiheloka tsotra, mametraka fitoriana ny […]
TARATRY ny KANTO
Anisan’ny mampiavaka ny firenena iray amin’ny hafa ny kolontsaina ao aminy. Hatramin’izao, anefa, miantehitra amin-javatra hafa io kolontsaina io fa tsy avela hisongadina. Miantehitra amin’ny toekarena na politika. Tahaka ny tsy misy ny kolontsaina manoloana ireo. Manana ny antom-pisiany ny mpampianatra sy ny mpanabe. Amin’izao fotoana, maro ireo tsy mahafantatra […]
Antsa Paska 2025 – chorale Orimbato: Hanolotra ny « Velona mandrakizay »
Toy ny fanaony isan-taona, hanolotra amboaran-kira Paska ny Chorale Orimbato, ny alahady 20 avrily izao, manomboka amin’ny 3 ora sy sasany tolakandro, ao amin’ny FJKM Tranovato Ambatonakanga. Hanana endrika miavaka ny amin’ity taona ity, satria, hiarahany miasa amin’ny Fikambanana mampiely baiboly malagasy (FMBM), noho ny faha-190 taona nahavitana printy voalohany […]




