Manomana tolotra maromaro amin’ny televizionina ny Startimes, amin’izao antomotra ny fetin’ny Paka izao. Nohazavain’ireo tomponandraikitry ny serasera ao amin’ny orinasa, fa hisitraka ny tolotra ahazoana ny « bouquets supérieurs Classic sy Super, mitentina 50 000 Ar ny mpanjifa, raha manampy 5 000 Ar amin’ny bouquets Basis sy Smart andoavana 28 […]
Taratra
Tontolo iainana : Fototry ny fanarenana ny sehatra tsy miankina
Te ho modely amin’ny fampandrosoana ara-tontolo iainana i Madagasikara. Io no hetahetan’ny « Initiative pour le développement, la restauration écologique et l’innovation » (Indri), hetsika tohanan’ny Agence française de développement (AFD) sy ny sehatra britanika Darwin Initiative. Nanomboka ny taona 2024, nahavory mpisehatra maherin’ny 150 avy amin’ny fanjakana sy tsy […]
Banky iraisam-pirenena : Manohana ny tetikasa Decim
Mitentina 73 tapitrisa dolara ny famatsiam-bola hanafainganana ny fisitrihana herinaratra eto Madagasikara. Hitombo 2,3 tapitrisa ireo olona hahazo tombony amin’ny alalan’ny famatsiam-bola ny tetikasa Decim. Tanjona ny hampakarana ho 80% ny taham-pisitrahana herinaratra ho an’ny taona 2030. Ka ho azo avy amin’ny fampiasana ny angovo azo havaozina, amin’ny alalan’ny « […]
Teknolojia Async: Hanamora ny fitantanana orinasa
Nampahafantarina, teny Ivandry, afakomaly, ny « Asynchrone – Async », iarahana amin’ny “Bureau international de consultation en informatique-Bici”. Fampiarahana ny “Intelligence artificielle – IA” hiasa anatin’ny antontan-kevitra sy antontam-baovao na «Système d’information » iasan’ny orinasa izy io. Hanamora ny fitantanana orinasa ny fampiarahana izany mba hiasa miaraka amin’ny fikirakirana ara-bola, […]
Tetibola sy ny fananan-tany : Nofanina ireo ben’ny Tanàna any Andilamena
Notanterahina ny alarobia teo ny fanentanana momba ny Birao solontenan’ny fananan-tany iraisana (BSFI) any amin’ny distrikan’Andilamena. Teo koa ny fanofanana ireo mpitantana ifotony. Anisan’ny nampahafantarina tamin’izany ny momba ny fametrahana ny BSFI, iarahana amin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Nandray anjara tamin’izany ny depioten’Andilamena, ny governoran’ny faritra […]




