Manana petra-bola ao anatin’ny orinasa QMM ny fanjakana malagasy. Misy ny fizarana ny tombom-barotra aorian’ ny tombana ara-bola isaky ny taom-piasana Natolotry ny filankevi-pitantanan’ny QMM, ny 3 avrily teo, ho an’ny fanjakana malagasy, amin’ny alalan’ny orinasam-panjakana Tahirimbola fonds souverain SA (FSM), ny taratasim-bola mitotaly 13 699 982 dolara, Zara tombony […]
Taratra
SOMBIM-BAOVAO
Vita tanteraka omaly ny dian’ilay iraka manokan’ny Caf, izay tonga teto an-tanindrazana nijery sy nitily ny Kianja Barea Mahamasina. Ny volana mey ho avy io moa, hiverina eto Madagasikara indray ity teknisianina momba ny bozaka ity, ary aorian’izay, hofantatra raha afaka mandray lalao iraisam-pirenena ny Barea ny volana septambra ho […]
Rugby – Challenger series: Hanainga rahampitso ny Makis
Anio sabotsy vao ho fantatra ny anaran’ireo Makis de Madagascar, 12 mirahalahy, handeha hiatrika ny dingana faharoa amin’ny fiadiana ny “Challenger series”, taranja rugby lalaovina olona 7, sokajy lehilahy. Fihaonana hotanterahina any Krakow Pologne, ny 11 sy 12 avrily ho avy izao. Raha ny fandaharam-potoana, hanainga rahampitso ny delegasiona malagasy. […]
Prix Marc Vivien Foe : 12 no hiady izay ho lohany
Hofantatra ny alatsinainy 12 mey ho avy izao ny anaran’ny mpilalao baolina kitra handrombaka ny amboara «Prix Marc Vivien Foe 2025». 12 mirahalahy ireo hiady ho lohany amin’izany. Tsiahivina fa ireo mpilalao mandray anjara amin’ny fifaninanam-pirenena frantsay (Ligue 1) ihany no hany afaka mandray anjara amin’izany. Fifaninanana karakarain’ny France 24 […]
Muay Thai -Maître Gildas : “Mila manaraka ny fenitra iraisam-pirenena i Madagasikara”
Efa tafaverina eto an-tanindrazana ny Tale teknika nasionaly eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny Muay Thaï, ny Maître Razanajatovo Gildas, rehefa niatrika fiofanana nandritra ny 45 andro tany Thailande. Nisy ny resadresaka natao taminy. Gazety taratra (+): Tafaverina eto an-tanindrazana ianao, inona ny nentinao avy any Thailande ho an’ny taranja Muay Thai […]




