Nampahafantarina omaly, teny Antaninarenina, ny boky telo izay antontan-kevitra novokarin’ny Malagasy miaraka amin’ny hetsika Nifin’ Akanga ahafahana manampy ireo olona niharan’ny herisetra momba ny zony sy ny dingana rehetra ary ny sokajin’ olona afaka manohana azy. Natolotra omaly, teny Antaninarerina, tao anatin’ny atrikasa ny famoahana boky telo vokatry ny asa […]
Taratra
TARATRY ny KANTO
« Feo roa tafaray », etsy amin’ny CCEsca Antanimena. Rahampitso alahady ity fotoan-dehibe iarahana amin’i Henri Ratsimbazafy sy i Salomon ity. Seho tsy manam-paharoa, tsy mbola nisy ary tsy hisy fanindroany, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Samy hizara ny kantony ireto raiben’ny kalon’ny omaly ireto. Hisy koa ny ampaham-potoana iarahan’izy ireo, mandritra […]
« Festival Vues d’Afrique » : Mamiratra any Canada ny sarimihetsika malagasy
Nanomboka ny alakamisy teo ny « Vues d’Afriques », andiany faha-41. Hetsika iraisam-pirenena hanasongadinana ny sarimihetsika afrikanina, any Canada, izy ity. Manana solontena amin’izany i Madagasikara, satria misy sarimihetsika notontosaina Malagasy mandray anjara amina sokajy telo; Ny “What if?” an’i Norohasimbola Julienne Rakotoharinivo ny voalohany, ao amin’ny sokajy “Fiction courts et moyen […]
« Zara Revy » : Vahinin’i Samoëla i Tselonina sy Ifanihy
« Efa sy sasany ». Midika izay fa anatin’ny fanamarihana ny 30 taona an-tsehatra amin’ity i Samöela. Mifanandrify amin’ny “Zara Revy” andiany fahefatra, izay hotontosaina rahampitso, etsy amin’ny Kianja Malacam izany. Tsy nanadino ireo zoky nitari-dalana azy tao anatin’izay anjoria izay, ka nanasa an’i Tselonina sy Ifanihy, i Samöela. Izy roa lahy […]
Mozean’ny saripika Anjohy: Homena sehatra ny rano sy ny tontolony
Miova lohahevitra ny fampirantiana eny amin’ny Mozean’ny saripika Anjohy. Miodidina ny rano sy ny toerana misy azy eo amin’ny fiarahamonina malagasy indray no hasongadina. Rano… Iray amin’ireo singa tsy azo ihodivirana mandrafitra ny fiainana. Singa mamono sy mamelona, manana ny toerany lehibe ao anatin’ny tontolo. Mitodika amin’izay lohahevitra “Rano” izay […]




