Raha ny tombana tamin’ny taon-dasa, araka ny tatitry ny Birao mahaleo tena miady amin’ny famarinana olombelona, nisy fandrosoana lehibe hita teo amin’ny ady amin’ny fanondranana olona antsokosoko, teto Madagasikara. Nisy ny ezaka niarahan’ny sampandraharaham-panjakana, ny firaisamonim-pirenena, ny sehatra tsy miankina ary ny mpiara-miombon’antoka iraisam-pirenena nahazoana izany vokatra izany. Nahitam-bokany ny […]
Taratra
BNGRC: Nahazo fampifan-draisana Starlink
Nahazo fitaovana fampifandraisana Starlink miisa 45 avy amin’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny paositra ary ny fifandraisan-davitra ny Birao nasionaly misahana ny fitantanana ny tandindon-doza sy ny loza (BNGRC), ny herinandro lasa teo. Hametrahana amin’ny fomba ofisialy ny fanohanana ara-niomerika atolotry ny MNDPT ho an’ny BNGRC ny fahazoana […]
Nahena ny famatsiana ny fanjarian-tsakafo : Hisy fiantraikany ho an’ny zaza 14 tapitrisa maneran-tany
Ny taona 2023, nametraka tahiry ny Unicef hiadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo eo amin’ny ankizy sy ny reny, indrindra hisorohana ny tranga eo amin’ny ankizy latsaky ny 5 taona. Noho ny fihenan’ny vola natokan’ny mpamatsy izany ho an’ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo, mahatratra 14 tapitrisa ny zaza sy ankizy maneran-tany no […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny 14 avrily izao, eny amin’ny Petit Palais Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Judo, ho an’ny sokajy kata. Fifaninanana hanasongadinana ireo mpikatroka kata sy hanomezana lanja izany ao anatin’ny fifaninanam-pirenena. Tontosa ny sabotsy 29 marsa lasa teo, teny amin’ny Orange Digital Center Soarano, ny fifaninanana taranja […]
“Pureplay Football League” : Hifampitana anio ny Elgeco Plus sy ny Ajesaia
Hotanterahina anio sy rahampitso, ny andro fahavalon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra “World Cola PFL”. Anisan’ny fihaonana andrasan’ny maro, amin’izany, ny fifanandrinan’ny Elgeco Plus sy ny Ajesaia, izay hotontosaina anio, eny amin’ny Kianja Elgeco Plus By-pass. Azo heverina ho toy ny famaranana ihany izy ity, raha mandresy […]




