Inona marina ny hoe demokrasia? Mahabe resaka na adihevitra hatrany… “Fitondran’ny vahoaka, avy amin’ny vahoaka, ary ho an’ny vahoaka”, hoy ny filohan’i Etazonia teo aloha, i Abraham Lincoln. Andrana fanadihadiana… “Mifamatotra amin’ny hevitra momba ny fahafahana ny demokrasia. Ny famaritana tsotra indrindra dia hoe: governemantan’ny vahoaka, ny fiandrianam-pirenena dia apetraka […]
Taratra
TARATRY ny KANTO
Hisy fanehoana “slam” amin’ny fifaninanana basikety “Smatchin”. Antsoina ihany koa ireo mpianatra ambaratonga ambony manan-talenta amin’ny poezia, mba hisolo tena ny sekoliny, ka ho avy hivory anio manomboka amin’ny 3 ora, etsy amin’ny IKM Antsahavola. Hatao fifaninanana ihany koa ity, izay hetsika tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-20 taona nidiran’ny […]
Zandry Gasy: Hankalaza ny 15 taona an-tsehatra
“Vakoka sy soatoavina”. Maro ireo nahatsiaro izay lalan-tsaina novoizin’ny tarika Zandry Gasy izay, nanomboka ny taona 2010 niorenany. Nataony anaran’ny rakikira voalohany mihitsy, taty amin’ny taona 2013 izany. 15 taona lasa izay, fa mbola mijoro ary manohy ny lalany ny tarika. Tsy mivaona amin’izay nosoritany, fa mikatsaka hatrany kosa ny […]
Tsy masina an-taniny : Miandry vahiny ny zava-drehetra
Raha eo amin’ny kolontsaina sy ny kolo saina ary ny fomba amam-panao amin’ny ankapobeny, voasokajy ho ao anatin’ny tany tatsinanana i Madagasikara. Tsy izay loatra, anefa, no hita raha ho an’ny fihasinana manokana. Ny tany tatsinanana, fatra-piaro sy manome hasina ny kolontsainy. Ny Malagasy, fatra-panivaiva ny azy. Ny Malezianina, ny […]
Hairaha: Tsy ho ravan’ny « IA » ny zavakanto
Fiovana tsy azo ialana. Tafiditry ny « intelligence artificielle » (IA) avokoa ny sehatra rehetra. Anisan’izany ny kolontsaina sy ny zavakanto… Misy ihany anefa faritra tsy ho voadingan’io teknolojia mampitolagaga io. Feo mivalana be. Paika na gadona tsy mandeha amin’ny laoniny. Ahitsin’ ny « intelligence artificielle » na ny « IA ». Feo tokana, manjary […]




