Taratra

Tadidy sy tantara : 50 taona ny namonoana ny kolonely Ratsimandrava

11 febroary 1975-11 febroary 2025. 50 taona katroka ny nahafatesan’ny filoham-panjakana, ny kolonely Ratsimandrava Richard, izay nisy nitifitra. Tamberina fohy… “Tsy hiamboho adidy aho, mon général. Satria mitady olona handray andraikitra izao fotoan-tsarotra diavin’ny firenena izao. Ekeko antsakany sy andavany izao fahefana feno atolotrao ahy izao. Koa fisaorana no atolotra […]

TARATRY ny KANTO

Mitohy ny asa hampidirana ny Misiona katolika ao Ambodifotatra Sainte Marie, ho anaty lisitry ny harembakoka iraisam-pirenena harovan’ny Unesco. Tonga eto, ary efa nidina any ifotony ireo manampahaizana momba ny harembakoka avy amin’ny komity misahana ny harembakoka iraisam-pirenena, eo anivon’ny Unesco. Miara-dalana amin’izy ireo ny avy amin’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy […]

Fahasimban’ny teny malagasy : Tsy nohenoina ny mpikaroka sy ny anti-panahy

Satria, mipetra-potsiny, tsy ampiasaina dia arafesina, bo­bongolo, simba ! Io no anisan’ny tranga mamotika tsikelikely ny teny malagasy. Tsy miasa amin’ny tokony ho izy, hany ka levona sy miha very tsikelikely. Na miezaka mamaha olana aza ny mpikaroka sy ny anti-panahy, very maina ny ezaka ataon-dry zareo, satria, tsy misy mihaino. […]

Tahinavibe Ramahefason : « Sarihina hankafy ny jazz ireo tia mozika »

Efa tarika Ny T-Vibe ankehitriny. Hizara an-tsehatra ny sanganasany, izay misarika mankany amin’ny jazz ry Tahinavibe sy ny namany. “Ho doria”. Io ny anarana nampisalorana ny rakikira vaovaon’ny T-Vibe. Raki­kira voalohany raha ho an’ny tarika, saingy efa fahatelo kosa raha ho an’i Tahinavibe Ramahefason manokana. “Ho­­en­tinay an-tsehatra ireo hira voarakitra […]