Taratra

Fivoahan’ny voka-pifidianana: Ben’ny Tanàna roa tsy hita ny nanjavonany

Maromaro ireo ben’ny Tanàna vao voafidy no ahina ho voasaringotra amin’ny kolikoly. Anisan’izany ny ben’ny Tanànan’Antsiranana, i Jean Luc Djavojozara. Nofidin’ny vahoaka any an-toerana tamin’ny salanisa 65% ny tenany na tsy afaka nanao propagandy aza. Ny ekipany ihany koa no nametraka ny an-tontan-taratasy firotsahany. Efa namoahana didy fampisamborana avy amin’ny […]

Rugby- Tompondakan’i Afrika : Hampiatrano ny fifanin­tsa­nana i Madagasikara

Nanatanteraka valandresaka niarahana tamin’ireo mpanao gazety, ny filohan’ny Malagasy Rugby, Rakotomalala Marcel, omaly, teny amin’ny birao hiasany etsy Andohatapenaka. Nison­gadina tamin’izany ny handraisan’i Madagasikara, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, amin’ny taranja Rugby lalaovin’olona fito, sokajy vehivavy. Araka ny nambaran’ity lehiben’ny federasiona ity, zava-dehibe tokoa io fifaninanana io satria natao […]

Tsy fahatomombanana : Haverina ny fifidianana amin’ny kaominina maromaro

Anisan’ny nanamarika ny fifidianana ben’ny Tanàna natao ny 11 de­sambra teo ny tsy fahatomombana sy ny tsy fanarahan-dalàna na koa ny hosoka. Teo koa ny fanodinkodinana ny voka-pifidianana. Anisan’izany ny tany amin’ny faritanin ‘i Fianarantsoa ka tsy maintsy haverina ny fifidianana amin’ ny kaominina miisa efatra. Eo ny tany amin’ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Hananganana toby fivarotan-tsolika ny distrika miisa 38 tsy mbola manana eto amintsika. Hotaterina amin’ny sambo ihany koa ny solika mankany Mahajanga sy Toliara. Nodinihina ny fifanarahana eo amin’ny Jirama sy ny mpamatsy solika amin’ny lafiny famatsiana ny milina. Fomba ahavitan-tena ara-bary ny fanapariahana ny fitaovana mekanika. Hamoraina ny fahazoana masomboly […]