Taratra

Barea de Madagascar: Mpilalao efatra tsy manana klioba

Mandalo fahasahiranana amin’izao fotoana izao, ireo mpilalao mpilaravinahitra sasantsasany ao amin’ny Barea de Madagasar. Hatreto, fantatra fa miisa efatra ireo tsy mbola manana klioba hilalaovana na efa ho tapitra aza ny fe-potoana farany amin’ny fahazoana mifindra klioba. Anisan’ireo mbola mitady fotoana hilalaovana hatramin’izao, Ibrahim Amada. Eo koa ny mpiandry tsatoby, […]

Baolina kitra : Hilalao eo Mahamasina indray ny Barea

Ny volana marsa 2024 no nahitan’ireo Malagasy ny lalaon’ny Barea farany teo amin’ny Kianja Mahamasina. Miverina izany ka hiaka-tsehatra hanamafy ny fanomanana ny “Chan 2024” izy ireo. Hotontosaina, anio, etsy amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny lalao fitsapana farany hihaonan’ny Barea Chan sy ny ekipa voafantin’ny “Pureplay Football League (PFL)”. Anio […]

Fandaharanasa USAID Access: Tokony ho tafita eny ifotony ny traikefa napetraka

Nifarana tanteraka ny alakamisy teo, ny fandaharanasa Usaid Access izay nifantoka tamin’ny fampandrosoana ny tontolon’ny fahasalamana eto Madagasikara. Natao ny fifam­pizarana sy ny lesona azo tsoahina ary ny fijerena ny faharetan’ny vokatra izay napetraka horaisin’ny minisiteran’ny Fahasalamana. To­kony hahaleo tena ny eny ifotony amin’ny sehatry ny fahasalamana sy hampaharitra ny […]

Nidinika ireo mpisehatra voakasika: Hampiakarina ny lentan’ ny fampianarana ambony

Fanamby napetraky ny filoha’ny Repoblika tamin’ny minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, Pr Chaminah Loulla, ny fanatsarana sy fampiakarana ny lentan’ny fampianarana ambony eto Madagasikara. Hirosoana amin’ny tanjona, notanterahina nandritra ny roa andro tao Mantasoa ny atrikasa karakarain’ny minisitera momba ny fanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana. Nan­dray anjara ao […]