Taratra

Fiarahamonim-pirenena : “Takinay ny hanenjehana ireo nandika lalàna”

Samy nanao antso avo amin’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana (Taf) ireo avy amin’ny fiarahamonim-pirenena. Henjehina ireo nihoa-pefy tamin’ny fifidianana ben’ny Tanàna teo iny, araka ny fitakian’izy ireo. Anisan’ny efa nitaky izany ny eo anivon’ny KMF/ Cnoe sy ny avy amin’ny Safidy tamin’ireo fanambarana nataon’izy ireo farany. Na izany […]

VAOVAO TAMBATRA

Anisan’ny harenina ny lalam-pirenena faha-11A, miainga eo Antsampanana (RN2) hatrany Mahanoro. Toraka izany koa, ny lalana ao an-tampon-tanànan’i Mahanoro. Efa misy orinasa tsy miankina ihany koa manao ny fanadihadiana mahakasika ny lalana mampitohy an’i Mananjary, Nosy Varika, Mahanoro ary Vatomandry. Nanamafy ireo ny minisitry ny Asa vaventy, nandritra ny fandalovany […]

Kaominina Toliara: Hiteraka asa maro ho an’ny rehetra ny Base

Fanapahan-kevitra lehibe avy any amin’ny fanjakana foibe ny hanokafana indray ny orinasa Base Toliara. Anisan’ny hisitraka ny tombontsoa haterany ny kaominina an-dRenivohitra Toliara. Nanamafy ny ben’ny Tanàna Toliara (CUT), Dédé Vita Sidison, fa anisan’ireo kaominina miisa dimy hanokafana indray ny Base Toliara ny ao Toliara an-tampon-tanàna. Azony antoka fa hisitraka […]

Fitaterana: Hisy tetikasa hametrahana lalamby vaovao

Laharam-pahamehan’ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro ny hampiroborobo ny sehatry ny fitaterana. Hisy, araka izany, ny tetikasa hanaovana lalamby vaovao ho an’ny taona 2025. Tanjona ny hampanjary ny toekarena amin’ny alalan’ny fampivoarana ny sehatry ny fitaterana an-dalamby. Ny herinandro teo, nihaona ta­min’ireo tomponandraikitry ny sampandraharaha misahana ny fitaterana […]