Taratra

Toekarena mihodina: Fitantanana ny fako plastika

Nampahafantarina, ny 14 avrily teo, ny tetikasa Fitanta­nana ny plastika aty amin’ny Ranomasimbe indiana (ExPLOI). Mitentina 50 000 euros ny vola avy amin’ny Antokon-draha­raha Frantsay ho an’ny Fampandrosoana (AFD) sy ny Tahi­rim­bola Frantsay ho an’ny Tontolo iainana maneran-tany (FFEM). Tetikasa miisa 12, mifantoka amin’ny Toekarena mihodina, mikasika ny fitantanana, ny […]

Fifaninanana Robotika : Ho any Abidjan ny sekoly Maarif Madagasikara

Mpianatra malagasy roa ao amin’ny sekoly Maarif no hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny dingana famaranana, fifaninanana Robotika anankiroa, hatao any Abidjan. Miavaka tokoa ny fikarohana sy ny famoronana vitan’izy mianadahy. Hatao any Abidjan Côte d’Ivoire, ny 21 avrily ho avy izao, ny dingana famaranana Science Fest Africa 2026. Mikarakara azy […]

TSELATRA

Lehilahy iray hita faty tetsy amin’ny zaridaina Ankorondrano, ampitan’ny fiangonana Jesosy Mamonjy, omaly maraina. Efa simba tanteraka ny razana. Nampiakarin’ny fokonolona avy ao anatin’ny tatatra ny nofo mangatsikan’io olona io. Mpamaky trano miisa telo lahy voasambotry ny zandarimaria tao Tsiroanomandidy, omaly. Nandroba lelavola 30 tapitrisa Ar ireo olon-dratsy ireo. Natao […]

Tanjombato : Olona telo naratra nianjeran’ny fiarabe

Nosokirina tao ambanin’ny fiarabe ny iray tamin’ireo olona telo naratra vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho teny Ambohimanatrika Andohavaho, kaominina Tanjombato, omaly maraina tamin’ny 7 ora sy sasany. Fiarabe iray nifatratra tampoka tao amin’ny tokantrano miisa roa sy tsena fivarotan’olona maromaro. Nifamonjen’ireo manodidina avy hatrany ireo olona voakasiky ny loza. Nihatrana teny […]