Taratra

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina manomboka anio, hatramin’ny sabotsy 25 jolay, any Casablanca Maroc, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “cadet” sy “junior”, eo amin’ny taranja judo. Manana solontena 7 miana­dahy i Madagasikara ka 3 «cadets» ary 4 «juniors». Nahita fahombiazana ny Ankoay, sokajy vehivavy, latsaky ny U23, raha nihaona tamin’i Alzeria, nandritra […]

Kitra – Yas Coupe 2026 : Tafita amin’ny famaranana ny AS Ste Anne sy ny FC Rouge

Notontosaina omaly, tao amin’ny Kianjan’ny Elgeco Plus, By-pass, ny lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’ i Madagasikara, “Yas Coupe 2026”. Nahazo ny tapakila hiatrehina ny famaranana ny AS Ste Anne sy ny FC Rouge. Ny ekipan’ny AS Ste Anne Bongatsara sy ny FC Rouge no hiatrika ny lalao famaranan’ny “Yas Coupe […]

INDRAY MIJERY

Nandray andraikitra avy hatrany ny fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Anôsy nanentana sy nanao fanadiovana faobe ny moron-dranomasina ao Ankoba Taolagnaro. Nifarimbona sy niara-nisalahy tamin’izao hetsika izao ny fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny fanatanjahantena ary ny solontena avy amin’ny kaominina Taolagnaro. Sarobidy loatra ny fahasalamana ka laharam-pahamehana ny manana tontolo iainana madio. […]

Fitantanana loza sy tandindon-doza : Nofanina ireo fikambanana miahy ny sembana

Nohamafisina ny fahaiza-manaon’ny fikambanana mi­ahy ireo olona manana fahasembanana momba ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza. Manana andraikitra avokoa ny sokajin’olona rehetra. Fikambanana telo misehatra ao amin’ny faritra Atsinanana: COPH, Afham ary Faam no nisitraka izany nandritra ny volana jona lasa teo. Tanjona ny hifehezan’ireo mpiofana ny maha zava-dehibe […]