Nirefotra indray ny baomba mandatsa-dranomaso teny amin’ny lalam-baovao Tsarasaotra, omaly, nandritra ny fihetsiketsehana nataon’ireo andian’olona nanakan-dalana… Raikitra indray ny fanakanan-dalana tamin’ny alalan’ny fandorana kodiarana nataon’ireo andian’olona marobe teny amin’ny lalam-baovao Tsarasaotra mankany Ivato, omaly maraina tokony ho tamin’ny 8 ora sy 30 mn. Anton’izany, tohin’ilay lozam-pifamoivoizana nitranga teny an-toerana, ny […]
Taratra
Karate-Challenge de Betsileo : Any Fianarantsoa, ny 20 hatramin’ny 23 aogositra
Taorian’ny fifaninanana “Coupe international d’Antananarivo”, ny ” Challenge de Betsileo” indray no fandaharam-potoana manaraka ho an’ny Federasionina karate-do malagasy. Hotanterahina any Fianarantsoa, ny 20 hatramin’ny 23 aogositra izao, ny “Challenge de Betsileo”, andiany faha-5. Fifaninanana izay efa fanao isan-taona sy tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoan’ny FKM ary anisan’ny manan-danja satria hahafahan’ny atleta […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina, any Manakara, ny 29 jolay hatramin’ny 2 aogositra ho avy izao, ny fifanintsanana nasionaly amin’ny taranja baolina kitra eny amin’ny torapasika « Beach Soccer Mazavaloha ». Fifaninanana handraisan’ireo ligim-paritra anjara. Andrasana,araka izany, ny isan’ireo faritra izay ho avy amin’ity taom-pilalaovana ity. Amin’ny herinandro ho avy io, hisy ny fampivondronana ataon’ny klioban’ny […]
Ligue des Champions 2026 : Nahemotra ny lalaon’ ny RCSA sy ny UASC
Nambara tao amin’ny pejin’ny Malagasy Rugby, afakomaly, fa noho ny fahoriana mianjady amin’ny klioban’ny UASC Cheminots Rugby na ny Besetroka, nisy ny fanovana ny fandaharam-potoan’ny lalao izay hotontosaina ny alahady ho avy izao. Fantatra fa hahemotra amin’ny fotoana manaraka ny lalao sakana hiakarana amin’ny diviziona voalohany, “XXL Top 12”, izay […]
Échecs-“World Schools” : Laharana faha-13 i Madagasikara
Tontosa ny 6 hatramin’ny 11 jolay lasa teo, tany Cape Town, Afrika Atsimo, ny “Fide World Schools Team Championship 2026”, taranja échecs. Laharana faha-13 i Madagasikara. Tsy diso anjara tamin’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany ho an’ny lalaontsaina échecs an-tsekoly, na “Fide World Schools Team Championship 2026”, natao tany Cape Town, Afrika Atsimo […]





