Taratra

VAOVAO TAMBATRA

Miditra amin’ny dingana faharoa hananganana ny fanofanana arakasa eny amin’ny Toby Akama­soa ny fanjakana. Tanterahina amin’ny alalan’ny tetikasa CCPREAS izany, ka asa roa no hatao. Voalohany, ny fanajariana ny manodidina sy ny fanadiovana ny tontolo. Faha­roa, ny fanamboarana ny fefy sy ny vavahady. Nanom­boka ny taona 2022 ny tetikasa ka […]

« Foaran’ny fromazy »: Fampiroboroboana ny vokatra vita malagasy

Manodidina ny 7 litatra isan’olona isan-taona ihany ny fanjifana ronono eto Madaga­si­kara. Mila ezaka be ny fampitomboana ny famokarana sy ny fanjifana. Anisan’ny antony hanatanterahina ny 22 hatramin’ny 25 jolay ho avy izao, etsy amin’ny zaridainan’Anta­ni­narenina, ny Foaran’ny fromazy aty afovoantany, FFHT (Foires aux fromages des Hautes Terres), andiany faha-3, […]

Fampivoarana ny niomerika: Miara-miasa ny Fom sy ny Clood

Vita sonia ny alakamisy teo ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Fikambanan’ny orinasa malagasy (Fom) sy ny Clood Madagascar, mpikambana ao amin’ny Fom. Fiaraha-miasa hanohanana ny fanovana niomerika ho an’ireo mpikambana. “Miantsehatra amin’ny développement numérique ny Clood. Tanjona ny hanampy sy hanome tantsoroka ireo mpandraharaha sy hitondra vahaolana ara-niomerika mifanaraka amin’ny filany […]

ANMCC : Hentitra amin’ny kalitaon’ny vokatra amidy

Nivoitra nandritra ny fifanakalozan-kevitr’ireo mpandraharaha mpanafatra ronono mandry (lait concentré) sy “creamer” sy ny Fahefana nasionaly misahana ny fepetra fanitsiana ara-barotra (ANMCC) ny fampiharana ny fepetra fiarovana ny vokatra sy ny mpanjifa. Ho hentitra ny fanaraha-maso ialana amin’ny fandikan-dalàna. Fihaonana nanazavana ny fampiharana ny fepetra fiarovana ara-barotra sy nihainoana ny […]

FANTINA sy FINTINA

Anisan’ny nihaonan’ny iraky ny ONU sy ny UA, teny Andraharo, ny FFKM. Notanterahina ny alakamisy teo izany. Nivoitra teo amin’ny fihaonana ny momba ny fanomanana ny fikaonandoham-pirenena sy ny faneken’izy ireo hanaovana ny dingana rehetra amin’izao fanavaozana izao. Zava-poana ny ezaka rehetra ataon’ny fitondram-panjakana raha tsy manomboka amintsika, araka ny lahatenin’ny […]