Miisa 27 ireo sekoly manaraka ny fandaharanasa fitaratra, « Mianatra », tarihin’ny Vara Mada, iarahana amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny Global Communities. Tetikasa izay haharitra 14 volana. Famatsiam-bola mitentina hatrany amin’ny 1,3 tapitrisa dolara. Tanjona ny hanova sy hanatsara ny tontolon’ny fanabeazana amin’ny alalan’ny fanomezana tohana ara-tsakafo sy fotodrafitrasa mamaly ny filan’ny […]
Taratra
Fividianan-tsolika : Tokony hajaina araka ny tokony ho izy ny toromarika rehetra
Tsy misy fetra ny habetsahan’ny solika azo vidina raha arotsaka mivantana ao anaty « réservoir » an’ny fiara. Marihina fa nametra ho 100 litatra isan’andro, isaky ny mpividy ny ny lasantsy sy gazoala azo vidina ao anaty fitoeran-tsolika azo entina, ny Office malgache des hydrocarbures (OMH). Fepetra mihatra avy hatrany, […]
FANTINA sy FINTINA
Mila apetraka ny mangarahara amin’izao horohoro izao, mba tsy ho very anjavony toy ny mahazatra ny fanadihadiana ny zava-misy ankehitriny, araka ny fanambaran’ny Fivondronamben’ny eveka (Fem), omaly. Nambaran’ny Mgr Andriantsoavina Jean Pascal fa iza no mahita tombony amin’izao. « Tsy hanala antsika amin’ny fahantrana izao », hoy izy. Nankatoavina ny Lalàmpanorenana federaly, […]
Fivondronamben’ny eveka ( CEM) : “Aoka ho be no ho ny teny ny fanatanterahana”
Nanao fanambarana, afakomaly, ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara. “Ho anareo mpitondra, tsapa ny ezaka efa ataonareo amin’izao fijalian’ny vahoaka izao. Aoka ho betsaka no ho ny teny ambara ny fanatanterahana », hoy izy ireo. Niantefan’ny hafatra ny mpitondra fanjakana. Voakasik’ izany ny fampanjakana ny fandriampahalemana manoloana ny olona very sy […]
Tsy ampy paikady
Anisan’ny vaovao nanaitra tamin’ity herinandro ity ny mahakasika ny hatsiaka mamirifiry eto an-dRenivohitra. Sambany no nisy mponina namonjy toby fandraisana ny sahirana, tsy nahazaka. Tena zava-doza, mila tsy ho zakan’ny aina tokoa ny toetry ny andro amin’izao fotoana. Tsy mahagaga raha maro ny mila vonjy sy tolo-tanana. Firenena tsy manana […]





