Taratra

Rugby XXL Top 12: Hifampitana indray ny FTM sy ny USA

Nifarana ny alahady teo ny fifanintsanana ady laharana hiakarana amin’ny dingana manaraka, ho an’ny « XXL Top 12 ». Tafita hiatrika izany ny ekipan’ny Cosfa, CEA Andranomanalina, Uscar, FTM Manjakaray, tompondaka farany, USA Ankadifotsy, TFA Anatihazo. Araka ny fanazavana azo omaly, miandry ny manasa-dalana avy hatrany ny Cosfa sy ny CEA. Manao […]

Karate – “Open de Saint Denis” ; Nahazo fanasana i Madagasikara

Taorian’ny fifaninanana iraisam-pirenena natao tetsy Mahamasina, vaovao mahafaly ho an’ny karate-do malagasy, voaasa amin’ny “Open de Saint Denis” i Madagasikara. Fahombiazana ny fifaninanana “Coupe international d’Antananarivo” natao teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahama­sina, ny faran’ny herinandro lasa teo. Tohin’izay, nahazo fanasana avy amin’ny Renio­ney i Madagasikara handray anjara amin’ny “Open de Saint Denis”, hatao […]

Minisiteran’ny Fanavaozana: «Ilaina ny fanovana toe-tsaina»

Napetraka tamin’ny fom­ba ofisialy tao Toama­sina ny talem-paritry ny minisiteran’ny Fanavaozana. Voatendry ho amin’izany, ho an’ny faritra Atsinanana, i Boizy Blandine, raha Aldine Bernadette kosa ho an’ny faritra Analanjirofo. Nitarika izany ny minisitra misahana ny Fanavaozana, ny Me Razafi­ma­nan­tsoa Hanitra. «Hiton­dra fanavaozana lehibe eto amin’ny firenena ity minisitera ity ka […]

France vs Espagne : Hisy tompon-toerana tsy hilalao

Hotanterahina, anio, ny manasa-dalana voalohany eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany «Mondial 2026». Hifanandrina amin’izany ny La Furia Roja Espagne sy ny Les Bleus France. Vonona ny ekipa roa tonta, saingy samy manana olana eo amin’ireo mpilalaony. Ho fantatra amin’ity talata ity izay ekipa voalohany hiatrika ny famaranana amin’ny […]

INDRAY MIJERY

Mivoaka tsikelikely ny voka-panadinana BEPC. Namoaka ny vokatra, omaly, ny Cisco Ambohidratrimo. Nahatratra 61, 89% ny taham-pahafahana. Efa tsindrin-daona ny tanora miandry ny vokatra amin’ny Cisco hafa. Miandry ny vokatra mihitsy vao afaka mandeha miala sasatra. Ho an’ireo sekoly tsy miankina amin’ny fanjakana, indrindra ireo malaza sy mahasarika olona, efa […]