Nanolo-tanana ho an’ny marefo, teny amin’ny BNGRC, omaly, ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny olomasin’ny andro farany. Nitondra vary 263 000 kg, tsaramaso 24 500 kg, menaka 8000 l ary siramamy 13 000 kg izy ireo hanampiana ny mpiara-belona. Indray mandeha isam-bolana, manao fifadian-kanina ny mpino ka ny vola tokony […]
Taratra
FANTINA sy FINTINA
Norobaina sy nampibabena trosa ny firenena nandritra ny fitondrana Rajoelina, araka ny fanambaran’ireo manampahaizana « Cercle de réflexion des élites ». Anisan’izany ilay vola 4 000 miliara Ar natsikafon’ny Fitsarana momba ny kaonty. « Eo koa ireo fifanarahana findramam-bola ivelany miisa 13. Trosa tsy nandeha tany amin’ny vahoaka », hoy izy ireo. Tokony […]
Fanendrena mpikambana : Mitaky fanazavana momba ny Ceni ny HVM
Nametraka ny ahiahiny manoloana ny fanendrena ny ho mpikambana eo anivon’ny Ceni ny antoko HVM. Tsy nisalasala ny filoha nasionaliny, Rakotovao Rivo, tamin’ny fanehoan-keviny, afakomaly. Mangataka fanampim-panazavana avy amin’ny Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana, na ny tomponandraikitra misahana ny fifidianana ny tenany momba izany. « Manjavozavo ny fomba fanendrena mpikambana eo anivon’ny Ceni […]
Tontolo hafahafa
Tsy mba misy na iray andro aza hilaminana ilay tontolo politika eto Madagasikara. Ny nahazo seza atsy tena mandrovitsihy amin’ny serasera fanaon’ny rehetra teo aloha. Mifikitra mafy amin’ny azo. Sarotra tokoa aloha ny hamotsotra hena an-tanan-tsaka izany. Ny nakana fahefana aza mbola moramora lavitra noho ny fiarovana azy. Iaraha-mahalala […]
Voalaza fa hanonganam-panjakana : 20 miliara Ar nahodina tao amin’ny FSM
Nohamafisin’ny minisitry ny Fitsarana, omaly, fa tena nisy ilay fikasana hanongam-panjakana. Misy ifandraisany tamin’ilay 20 miliara Ar, voalaza fa voahodina tao amin’ny Fonds souverain Malagasy izany. “Misy ifandraisany satria anisan’ny nikononkonina fanonganam-panjakana sy hamono ny filohan’ny Fanavaozana mivady ny mpitantana tao anatin’ny FSM, ary nampiasa ny vola tao amin’ny FSM […]




