Taratra

TARATRY ny KANTO

Tsy mety mifankazatra ny mpisehatra anaty rohim-boky. Hatramin’izao, miha mitombo an-dalana aza. Sady mpanoratra no mpanonta, no mpivaro-boky, sns, ny olona iray. Satria, mbola maro no tsy mahafantatra ny tena fitsinjarana asa ao anatina rohim-boky iray. Miteraka tahotra sy ahiahy izany, hany ka voatery misahana asa sy andraikitra maro ny […]

Zavakanto malagasy : miezaka miarina ny teatra malagasy

Zary zava-misy iainan’ny zavakanto amin’ny ankapobeny, noho ny fanatontoloana sy ny fivoaran’ny haitao ara-kajy mirindra ny fahaverezana. Fanabeazana feno anefa ny zavakanto ka tokony hampifanarahina amin’ny fivoarana ho tombotsoan’ny taranaka. Zavakanto anisan’ny very hasina teto Mada­ga­si­kara ny tontolon’ny teatra. Maro ny antony nahatonga izany. Misy ny avy ao anatiny, izany […]

Tsy fandriampahalemana any Toamasina : mbola tsy nahitam-bokany ny ezaka, miandry ny vahoaka

Herinandro izay no nanakatonana ny trano fisotroana isaky ny amin’ny 10 ora alina any Toamasina. Tanjona amin’izany ny hisorohana ny firongatry ny tsy fandriampahalemana lavareny ao an-toerana. Nisy ny fidinana ifotony notarihin’ny prefen’i Toamasina, Benandra­sana Cyril, sy ny tonian’ny fampanoavana eo anivon’ny fitsarana ambaratonga voalohany, Vahiny Yvi Sandro, ny zoma 23 […]

FANTINA sy FINTINA

Nanolotra antsam-piderana ho an’ny any Mahajanga ny filoha, Rajoelina Andry, mivady ny faran’ny herinandro teo. Tafiditra amin’ny famaliana ny hetahetan’ireo mpanakanto ara-pilazantsara nandritra ny antsam-piderana ho an’ny firenena natao ny 23 jona lasa teo, tao amin’ny kianjan’i Mahamasina, izany. Hitohy amin’ny faritra hafa koa aoriana. Namaritra ireo paikady hiadiana amin’ny […]