Taratra

Baolina kitra – Amboaran’ny Kaonfederasiona : hifandona, anio, ny Elgeco Plus sy ny CD Lunda Sul

Hifantoka any Angola avokoa ny sain’ny mpitia baolina kitra amin’ity anio ity. Hotanterahina any an-toerana mantsy ny lalao mandroso hiadiana ny amboaran’ny Kaonfederasiona, hikatrohan’ny Elgeco Plus sy ny CD Lunda Sul. Hiaka-tsehatra ny Elgeco Plus, anio, hiatrika ny dingana savaranonando mandroso hiadiana ny amboaran’ny Kaonfedera­si­o­na, taranja baolina kitra. Hifandona amin’ny […]

TARATRY ny KANTO

Tanterahina anio, eny amin’ny CGM Analakely, ny « Sokaf’hehy ». Fampisehoana hatsikana, iarahana amin’ireo mpikambana ao anatin’ny Gasy Stand Uppers. Ny karazana hatsika Stand Up no tena hisongadina mandritra izany. Misokatra ho an’ny rehetra, ao anatin’ny fa­najana fepetra, ny fandraisana anjara. Vitsy sisa ny tapakila afaka jifaina ho an’ny fampisehoan’ny tarika Mage […]

Mba tsy ho endrika ivelany : hamerina ny hasin’ny kolontsaina ny mpikaroka

Miverina eny an-doharano! Faheno matetika io raha eo amin’ny tontolon’ny kolontsaina malagasy. Tao anatin’ny 15 taona, niroborobo fatratra ny fety asiana kabary. Ny fi­haonana, itafiana lamba. Ny fomba, hiakanjoana malabary, sns. Mba tsy ho endrika ivelany fotsiny izy ireny. Mivon­drona ao anatina sehatra iray ny mpikaroka, mpahay fomba, mpampianatra, raiaman-dreny, […]

Raha tahaka izao…: tsy maika ny fandikan-teny

Na, manao fampitahana, na mandika ny teny vahiny amin’ ny teny malagasy! Saika iharan’io fandaniam-potoana tsy hitondra vokatra tsara ho an’ny fampivelarana ny teny malagasy io ny ankamaroan’ny Malagasy. Lesoka tamin’ilay « fanagasiana » (Repoblika faharoa), manomboka miverina sy miha mahazo vahana indray amin’izao fotoana. Inona ny azo handikana ny hoe… amin’ny […]

Franglish eto Madagasikara : mampanantena fampisehoana miavaka ny mpikarakara

Nisy ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety nampahafantarana ny mahakasika ny fampisehoana ho ataon’i Franglish eto Madagasikara. Hiavaka ary tena goavana ny fampisehoana, araka ny nambaran’ny mpikarakara. Hanatanteraka fampisehoana lehibe eny amin’ ny Lapan’ny Kolon­tsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina, ny 22 septambra 2024, i Franglish. Tera­tany frantsay mpanakanto izy, ary […]