Manohy hatrany ny fanentanana ny mpampiasa lalana rehetra ny avy amin’ny ATT ary maniry ny hiainana ny fotoam-pialantsasatra hieren-doza. Manentana ireo mpandeha handeha alavitra mba hamonjy ny tobim-piantsonana ho fisorohana ny tranga izay azo fehezina toy ny ny fahaverezan’ny entana, vola… Raha azo atao, tsy mitondra firavaka lafo vidy sy […]
Taratra
FAMARINANA OLONA : Mila sahy mandray andraikitra ny ray aman-dreny
Toerana mahasarika mpizahantany ny ao Nosy Be Hell Ville. Misarika ny saina ihany koa amin’ny fanararaotana atao amin’ireo tovovavy. Hijoro amin’ny ady amin’ny tranga fanararaotana miendrika famarinana olona ireo tomponandraikitra. Hotanterahina any Nosy Be Hell Ville ny 29 ka hatramin’ny 31 jolay izao ny fanamarihana ny andro maneran-tany hiadiana amin’ […]
CHNUT: manaitra ny hanaraha-maso ny tetibola
Manaitra ny rehetra hanara-maso ny tetibola eo anivon’ny faritra Atsimo Andrefana ny CHNUT, nandritra ny famelabelaran-kevitra narahina adihevitra tany an-toerana, tamin’ity herinandro ity. Hetsika niarahan’ny CHNUT ao anatin’ny faritra Atsimo Andrefana sy ny ACF ary ASSOS izany. Tsy misy fandinihana ny tetibolan’ ny faritra sy ny fahatsapana ny tsy fisian’ny […]
Vavolombelon’ny Jehovah: manomana fivoriambe mandritra ny hateloana
Manomana fivoriambe amin’ny toerana telo : Coliséum Antsonjombe, Ivato ary eny Ambatomirahavavy ny fiangonan’ny Vavolombelon’ny Jehovah eto Antananarivo mandritra ny hateloana: 2 ka hatramin’ny 4 aogositra ho avy izao. Nanomboka ny volana jona lasa teo ny fanomanana ny toerana handraisana ny hetsika. Foto-kevitra hitondra ny fivoriana ny hoe: “Torio ny filazan-tsara” […]
ONG Water Aid: Nanokana vola 45 tapitrisa dolara nampivoarana ny rano
Manana anjara biriky amin’ny fampivoarana ny fisitrahana rano madio ny ONG Water Aid tao anatin’ny 25 taona niasany teto Madagasikara. Nitombo avo roa heny ny tahan’ny olona nisitraka rano madio.Nihatsara ny fampiasana ny fotodrafitrasam-pidiovana. 25 taona niasana teto Madagasikara ny ONG Water Aid ho fanohanana ny fahazoana rano madio sy […]




