Taratra

Airtel Africa : Fiaraha-miasa amin’ny Network

Misehatra amin’ny fanamorana ny varotra niomerika amin’ny firenena 50, ka 40 aty Afrika ny orinasa Network international. Misy ny fiaraha-miasany amin’ny Airtel Africa, izay miasa amin’ny firenena 14, hanamorana ny fifanakalozam-bola. Maherin’ny 200 ny rafitra ara-bola iasany ka manodidina ny 1,6 miliara ny fifanakalozana ara-bola niomerika ataony. Toy ny fanangonam-bola […]

“Inty aho hamalifaly” : hanome voninahitra an’i Noël Rakotoarivony i Kiady

Andrarezina iray teo amin’ny famoronan-kira. Rariny raha nanokana rakikira, ho fanomezam-boninahitra an’i Noël Rakotoarivony, i Kiady Anisan’ireo mpamoron-kira nametraka tantara i Noël Rakotoarivony. Mety tsy dia faheno ny anarany, saingy ny sanganasany kosa nohirain’ireo mpanakanto malaza toa an-dry Solo sy Bodo. Hitondra ny anjara birikiny amin’ny fanomezam-boninahitra ity mpamoron-kira andrarezina […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina anio ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, N1A basikety, faritra afovoany, izay hatao any Antsirabe. Hisy lalao efatra handeha eny an-toerana. Anisan’ny fihaonana andrasan’ny rehetra ny fifanandrinan’ny GNBC Analamanga sy ny MBC Atsinanana. Lavon’ny Asco Atsimo Andrefana tamin’ny isa 38 no ho 29 ny THBC, afakomaly, nandritra […]