Hitodika any Allemagne avokoa ny sain’ny mpitia baolina kitra maneran-tany, manomboka rahampitso zoma. Hotanterahina any an-toerana mantsy ny andiany faha-17 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Euro 2024”. 24 ireo ekipa hiady lohany, amin’ity ka hiaro ny anaram-boninahitra azony ny Squadra Azzura, Italie. Hanokatra ny fihaonana ny Mannschaft Allemagne sy […]
Taratra
Basikety – N1A lahy sy vavy: hifaninana ny faritra afovoany
Hitohy any Antsirabe ny fifaninanam-pirenena, taranja basikety ho an’ny sokajy N1A lahy sy vavy. Taorian’ny faritra antsinanana, izay natao tany Toamasina dia anjaran’ny faritra afovoany indray ny hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. Hanomboka ny 15 jona ho avy izao izany ka haharitra hatramin’ny alahady 23 jona 2024. Ekipa […]
Tenisy – Billie Jean King Cup: resin’ny Akomba de Madagascar i Kenya
Fandresena voalohany azon’ny Akomba de Madagascar, teo amin’ny fiadiana ny “Billie Jean King Cup”, taranja tenisy ho an’ny sokajy vehivavy. Lavon’izy ireo, tamin’isa 3 no ho 0 i Kenya teo amin’ny andro fahatelo. Farany vao nisy ventiny. Nivoaka ho mpandresy tamin’ny isa 3 no ho 0 nanoloana an’i Kenya ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Hampiakarina hatrany amin’ny 15% ny famokaram-bary eto amintsika amin’ity taona ity. Havaozina ny velaran-tany 100 000 ha hanatanterahana izany mba hamokarana 5,6 tapitrisa taonina raha toa ka 5,3 tapitrisa taonina izany tamin’ny taon-dasa. Tanjona ny hampihena ny fanafaram-bary eto amintsika hatramin’ny taona 2028. Hiasa-hiasa amina orinasa tsy miankina eto Madagasikara ny […]
Fambolem-bary : hamokatra masomboly voamarina 8 400t isika
Antoka ho an’ny fampiroboroboana ny famokaram-bary eto Madagasikara ny fampitomboana ny famatsiana masomboly fototra sy voamarina. Mandray anjara amin’ izany ny tetikasa Papriz izay vatsian’ny Agence Japonaise de Coopération Internationale (JICA) vola. Tetikasa eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae) sy miara-miasa amin’ ny Fofifa ary ny SOC. […]




