Herinandro mahery sisa dia ho fantatra ny lisitry ny mpilalao hiakatra kianja ao Tsimbazaza. Efa eo am-pikirakirana ny taratasy fitoriana sy fitaraina amin’ny hala-bato ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana na ny HCC. Ity farany izay nanambara mazava fa tsy maintsy mitondra porofo mazava ny kandidà mpitory. Tsy mihonona […]
Taratra
Fampandrosoana any Itasy: vitan’ny Casef ny lalana Soavinandriana – Mananasy
Lalandra mamelona ny faritra ny lalana sy antoka ho an’ny fampandrosoana ary ny famoaham-bokatra. Vita tanteraka ny lalana 12 km mampitohy an’i Soavinandriana sy i Mananasy, ao amin’ny faritra Itasy. Fanamby. Vita tanteraka ny lalana mampitohy ny tampon-tanànan’i Soavinandriana sy ny kaominina Mananasy izay mirefy 12 km rehefa tsy nisy […]
TSELATRA
Fiara starex sy 4×4 iray nifandona teny Anjohy, anatin’ny biroborintany faharoa, omaly tolakandro. Nisedra olana teknika ilay fiara starex ka antony niteraka ny fifandonana araka ny fanazavana voaray. Tsy nisy aina nafoy saingy nisy ny naratra. Zazavavy telo taona maty kilan’ny afo tao Ambodimadiro, fokontany Anosikely avaratra, kaominina Maevatanana, ny […]
Itaosy: tratra ireo efa-dahy nanendaka mpitondra moto
Tra-tehaky ny mpitandro filaminana avokoa, omaly, ireo olon-dratsy miisa efatra nanendaka sady nangalatra moto teny Itaosy. Hamonjy fodiana, nitondra moto ny raim-pianakaviana iray teny Antanimenakely, kaominina Itaosy, ny alin’ny 9 jona tamin’ ny 11 ora sy sasany alina. Nosakanan’ny lehilahy miisa efatra anefa izy. Tsy afa-nandositra ilay mpitondra moto. Nosavain’ireo […]
Naiditra am-ponja : mpianatra ho mpitsabo nangalatra finday
Tsy misy tandroka marina ny ratsy ! Tovolahy iray 31 taona mpianatra ho mpitsabo no voasambotry ny polisy noho izy voarohirohy ho nangalatra ny findain’ireo marary ao amina hopitaly iray lehibe eto an-drenivohitra, ny 6 jona lasa teo. Mitaraina ny ankamaroan’ireo marary manaraka fitsaboana ao amin’io hopitaly lehibe io momba ny […]




