Nitondra fanazavana ny minisiteran’ny Asa sy ny asam-panjakana fa raha andro alahady tsotra dia 40% ny tambin’ny ora ambony ampanga (Heure supplémentaire). Raha toa ka “jour férié” kosa ny andro alahady dia 100% ny tambin’ilay ora raha misy mpampiasa mampiasa amin’io andro alahady,”Jour férié io. Voakasik’izany ireo miasa amin’ny hopitaly […]
Taratra
Fondation Akbaraly : nanampy ny vehivavy voan’ny homamiadana
Nandray an-tanana ny vehivavy voan’ny homamiadana teto Madagasikara ny Foundation Akbaraly, nanomboka ny taona 2013. Nanao tatitry ny asa vita tao anatin’ izay 10 taona izay tetsy amin’ ny Tour Orange Ankorondrano izy ireo, omaly. Nahatratra 279 000 ireo olona nisitraka tombontsoa sy noraisin’ny fikambanana an-tanana. Mahakasika ny homamiadan’ny nono […]
Zaza mivadi-tongotra : vao teraka 3 andro dia azo tsaboina
Nampahafantatra ny hetsika fitsaboana ny fahasamponana amin’ny tongotra mahazo ny sasantsasany amin’ny zaza vao teraka ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Azo sitranina ny mivadi-tongotra ary afaka mandeha tsara sy manao kiraro toy ny olon-rehetra ny zaza raha voavonjy ara-potoana ny famerenena ny tongony. 3 andro aorian’ny fahaterahan’ilay zaza raha sendra mivadika ny […]
Ady amin’ny Covid-19 : 9,11% ny Malagasy feno taona no nahafeno ny daozim-baksiny
Ny fanaovam-baksiny feno tsara no miaro tanteraka amin’ny aretina. Ho an’ny vaksiny miaro amin’ny Covid-19, mbola vitsy ireo nahafeno daozy ka voaaro tanteraka. “Nanomboka ny voalohan’ny volana mey 2021 hatramin’ny 3 jona 2024, nahatratra 3 255 400 daozy ny vaksiny miaro amin’ny Covid-19 nampiasana tamin’ireo karazany 5 nisy teto Madagasikara”, hoy […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny 15 hatramin’ny 23 jona ho avy izao, any Antsirabe, ny fifaninanana nasionaly N1A, faritra afovoany, taranja basikety, sokajy lahy sy vavy. Tsiahivina fa tany Atsinanana no natao ny N1A faritra Atsinanana, izay nanjakan’ny klioba avy aty Analamanga. ny GNBC no voalohany ho an’ny vehivavy, raha toa ka ny […]




