Taratra

SOMBIM-BAOVAO

Hitohy etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny andro faharoa, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, sokajy vehivavy. Fihaonanana hotanterahina ny alahady ho avy izao. Hifandona eo amin’ny D1, ny FTFA Antohomadinika sy ny 3FB. Hanokatra ny fihaonana ny an’ny D2, hifanandrinan’ny SCB Besarety 2 sy ny FTVL Lalamaty. Tsy […]

Lomano, tatsy Maorisy : nahazo medaly volamena i Holy

Notanterahina tatsy Maurice, ny faran’ny herinandro lasa teo, ny fiadiana ny ho tompondaka amin’ny taranja lomano fanao amin’ny andro ririnina. Nandray anjara tamin’izany ny Malagasy, tamin’ny alalan-dRabejaona Holy Antsa. Nison­gadina ny zava-bitany satria nandrombaka medaly volamena telo, tamin’ireo fihaonana natrehiny izy. Anisan’izany ny teo amin’ny 100 m lomano tsotra, tontosany […]

“Pureplay football league” (PFL) : hatao ny 13 sy 16 jona ny manasa-dalana

Haroso ny lalao manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra (Pureplay football league 2024). Ekipa efatra no hiady lohany amin’izany. Nambaran-dRakotoa­rimanana Henintsoa (Tôta), filohan’ny Club de football Elite de Mada­gascar (CFEM) fa tsy maintsy haroso ny fanatanterahana ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Madaga­sikara, “Pureplay football league (PFL […]

Akademia Malagasy: hisy famoronana lahatsoratra

Amin’ny alalan’ny fifaninanana no hanatanterahina fa­moronan-dahatsoratra. Tafidi­t­ra ao anatin’ny fankalazana ny « Iray volan’ny teny malagasy » no hanatanterahin’ny Akademia Malagasy ity hetsika ity. Lohahevitry ny fifaninanana ny hoe : « Ny teny ma­lagasy, sompi-pahendrena ». Mamorona lahatsoratra mi­tantara fohy ny niavian’ny anaran-tanàna roa na anarana olo-malaza roa na anaran-tanana iray sy olo-malaza iray ny […]

UPFANKATIA : fahazoana olon-tiana anaty fandaharana televiziona

Sambany ho arahin’ny mpijery ny fandaharana tantara tena misy amin’ny televiziona, ilay antsoina hoe « téléréalité ». Hifaninana hahazo ny fon’ny tovolahy iray ny tovovavy miisa 12. Manana tolotra vaovao ho an’ny mpifankatia indray ny Startimes sy ny UPTV. Misy ny fandaharana «Upfankatia», mahakasika fitiavana aseho amin’ny televiziona. Vehivavy miisa 12 no […]