Nitafa tamin’ny mpanao gazety, omaly, ny tomponandraikitra voalohany ao amin’ny fakiolten’ny droit, des sciences économiques et de gestion ao anivon’ny oniversiten’i Toamasina, Be Alphonse, niaraka amin’ny mpampianatra profesora ao amin’ny mention Gestion. Nitondra fanazavana momba ny voka-panadinana ho an’ny mention gestion nivoaka ny 23 marsa izy ireo. Nambarany fa nivoaka […]
Taratra
Trail – Trophée de l’Ocean Indien : azon’i Mamy ny medaly volamena
Nihofahofa tatsy La Réunion indray ny sainam-pirenena malagasy ny sabotsy lasa teo. Lasan’Andrianirina Hobilalaina Rivosoa, fantatry ny rehetra amin’ny solonanarana hoe : Mamy, ny medaly volamena teo amin’ny fifaninanana hazakazaka anaty natiora na ny Trail – Trophée de l’Ocean Indien, andiany voalohany. Fihaonana, nokarakarain’ny Association Culturelle et Sportive de l’Ocean Indien. […]
Barea de Madagascar : mpilalao 24 no any Afrika Atsimo
Afaka roa andro sisa, hiaka-tsehatra ny ekipam-pirenena malagasy amin’ny fiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Mondial 2026”, izay hatao any Etazonia sy Meksika. Ny ekipa nasionalin’i Comores no hihaona amin’ny Barea de Madagascar, lalaon’ny andro fahatelo ho an’ny vondrona “I”, hatao ny 7 jona, ao Johannesburg. Araka ny vaovao voaray, omaly, […]
Tsipy kanetibe : tompondakan’Analamanga ny ABMI sy Besady Plus
Mbola noporofoin’i Havana sy i Baloti (ABMI) indray ny maha andrarezina azy ireo, eo amin’ny tsipy kanetibe. Norombahin-dry zalahy ny ho tompondakan’ny ligin’Analamnaga. Ny Besady Plus kosa no teo amin’ny vehivavy Notanterahina ny sabotsy sy ny alahady lasa teo, teny amin’ny kianja Para Ivato, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, […]
TARATRY ny KANTO
“Embona sy hanina an’i Dadah R’Abel”. Vaovao lehibe ho an’ny mpankafy Mahaleo, sy ny mpankafy an’i Dadah R’Abel manokana ity. Seho miavaka ho fahatsiarovana azy ny sabotsy 29 jona izao, manomboka amin’ny 4 ora tolakandro, etsy amin’ny PK 00 Soarano. Ao anatin’ny fanamarihana ny faha-70 taonan’ity mpanakanto ity izany, raha […]




