Tonga ny fotoana nandrasan’ny mpankafy baolina kitra. Anio alina ny famaranana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Ligue des Champions (LDC) 2024”. Araka ny fikarohana natao, omaly, mahatratra 3 000 euros na 15 tapitrisa Ariary mahery ny vidin’ny tapakila fidirana ambany indrindra amin’ity lalao famaranana ity. Mitentina 35 000 euros na […]
Taratra
Ping pong-Afrika : Malagasy roa anatin’ny “Top 20”
Nivoaka afakomaly teo ny filaharan’ireo mpilalao 20 tsara indrindra aty Afrika, taranja tenisy ambony latabatra Ping pong. Ho an’ny sokajy lehilahy, nahitana Malagasy mpilalao roa. Eo amin’ny laharana faha-11 no misy an-dRakotoarimanana Fabio raha faha-20 kosa Razafinarivo Antoine. Nijanona eo amin’ny faha-11, araka izany, i Fabio, aty amin’ny kaontinanta Afrikanina […]
Rugby à VII, lehilahy – “CAN 2024” : ao anatin’ny vondrona A i Madagasikara sy Kenya
Hiditra an-tsehatra indray ny Makis de Madagascar, sokajy lehilahy, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2024), taranja rugby lalaovin’olona 7. Iray vondrona amin’i Kenya i Madagasikara. Hotanterahina atsy amin’ny Nosy Maurice, ny 29 jona ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby, lalaovin’ olona 7, […]
Andron’ny Karazan-javamananaina: nankasitrahana ireo mpiantsehatra
Nankalazaina omaly, tao amin’ny saha Imaitsoanala, any Mandraka, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny karazan-javamananaina (JIB). Nitarika ny fotoana, tamin’izany, ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), Max Antoine Andonirina, niaraka tamin’ireo mpisehatra amin’ny tontolo iainana rehetra. Lohahevitra noraisina tamin’ity taona ity ny hoe : « Miasa miaraka ho an’ny […]
CT Motors : efa eto ny Tank 500
Efa eto Madagasikara ny Tank 500 an’ny Great Wall Motors (GWM). Efa azo jifaina ao amin’ny CT Motors ity SUV izay misy karazany roa ity. Ny voalohany izay manana moteur thermique 3l V6 twin turbo, 350 chevaux. Ny faharoa manana moteur hybride, itambaran’ny moteur thermique 2l 4 cylindres sy moteur […]




