“Ao amin’ny faritra Atsimo Andrefana sy Androy no nisy fifampikasihan-tanana. Tsy nahitana mpanara-maso Safidy tany an-toerana, fa ny mpanara-maso Safidy no nanao fanamarinana nahalalana ny hoe nisy tokoa ny olona naratra”, hoy ny mpitondra tenin’ny Sampana anaraha-maso ny fifidianana, ivon’ny demokrasia ifarimbonana (Safidy), Razanamahefa Désirée Marie Stella, teny Ambatonakanga, afakomaly, […]
Taratra
SOMBIM-BAOVAO
Anisan’ireo mpitsara tafiditra anatin’ny lisitra « Elite A 2024 » izay navoakan’ny Caf ilay Malagasy, vehivavy mpitsara lalao baolina kitra, Hanjavola Dominique Rosa. Hanaraka fiofanana any le Caire renivohitr’i Egypte, ny 9 hatramin’ny 13 jona ho avy izao, ireo izay voasokajy anatin’ity lisitra ity. Notontosaina ny 22 hatramin’ny 26 mey lasa teo, […]
Basikety – N1A : hifanandrina voalohany ny USJFM sy ny GNBC
Hotanterahina manomboka rahampitso hatramin’ny 9 jona ho avy izao, any Toamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, N1A faritra Atsinanana, lahy sy vavy. Eo amin’ny sokajy vehivavy, hanokatra izany any an-toerana ny fifanandrinan’ny USJFM Atsimo Andrefana sy ny ekipan’ny zandary GNBC Analamanga. Raha toa ka ny fihaonan’ny SBBC […]
Rally- “Run Mada 2024”: hanomboka rahampitso ny dingana faharoa
Hotanterahina eny amin’ny la Base 213 Arivonimamo, rahampitso, ny dingana faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara Rally-“Run Mada 2024”. Araka ny fanazavana nataon-dRanaivo Rindra, filohan’ny Antananarivo Moto Auto (Ama), izay mpikarakara, hiavaka ny fifanintsanana amin’ity. Anisan’izany ny fampiasana ny lera amin’ny lalaon’ireo mpifaninanana Open. Tsara marihina fa hosokajiana araka ny […]
“Mondial 2026” : hamonjy an’i Afrika Atsimo, ny herinandro ho avy io, i Rayan Raveloson
Hiatrika ny andro fahatelo sy fahefatry ny fiadiana ny tapakila hiatrehina ny “Mondial 2026”, ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar, ny volana jona. Andrasana ny fahatongavan-dRaveloson Rayan sy ireo namany. Fito andro sisa! Hotanterahina ao amin’ny kianja FNB Stadium Johannesburg, ny 7 jona ho avy izao, ny fihaonan’i Madagasikara sy i […]




