Norombahin’ny Akio de Madagascar, ny amboaran’ny faritra fahafito, « IHF Trophy », eo amin’ny taranja handball, sokajy cadet. Fandresena roa no azon’ny Malagasy tamin’ireo lalao roa natrehiny ka nibatany ny amboara. Nifarana ny sabotsy teo, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny amboaran’ny faritra fahafito, taranja handball, sokajy cadet sy junior, […]
Taratra
TARATRY ny KANTO
« Tiako Neny », nandaharana ireo hira ho an’ny reny rehetra. Hafakely iny seho tetsy amin’ny CCEsca Antanimena omaly iny. Rehefa mety ho hira ho an’ny reny, nalahatr’ireo mpanakanto tao avokoa. Maherin’ny 30 izy ireo, izay nifarimbonan-dry Voahirana, Lilie, Gothlieb, Mahery ary i Farakely sy ireo mpitendry mpanaraka azy ireo. Tsy hiran’ny omaly […]
« Dago Madness Beatz »: tsy namaly ireo heverina ho mpankafy mozika
Somary efa nampoizina ihany… Tsara dia tsara ny tolotra saingy tsy namaly ny mpankafy mozika. Na tsy tena mpankafy mozika ihany koa aza, satria tsy araka izay nandrasana ireo tonga nanatrika ny hetsika “Festival Dago Madness Beatz”, izay notontosaina tao amin’ny Kianjan’ny Kanto Mahamasina, ny sabotsy sy alahady, faran’ny herinandro, […]
« Miss&Mister Malagasy » : hanao asa soa eto Madagasikara
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Tana Hotel Antaninarenina, ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, nampafahantarana ny « Miss& Mister Malagasy » sy ny manodidina izany. Amin’ity taona ity, Floriana Rasolo sy Andy Stephanie no voafidy ho mpandresin’ny fifaninanana. Izy ireo, araka izany, no misolo tena ny diaspora malagasy amin’ny asa […]
« Fitiavan’i Neny » : nampitolagaga ny maro ny seho natolotr’i Mathieu
Seho miavaka no nentin’i Njakatiana sy i Lola ary i Mathieu, nanamarihana ny fetin’ny reny, omaly, tao anatin’ny fampisehoana « Fitiavan’i Neny ». Tontosa omaly, teny Antsahamanitra, ny fampisehoana « Fitiavan’i Neny ». Seho nafanain’i Lola sy i Njakatiana ary i Mathieu (La voix d’or). Fampisehoana nentina nanamarihina ny fetin’ny reny, izay nankalazaina […]




