Hiavaka kokoa amin’ny mahazatra ny eny Analamanga Parc, amin’ny alatsinain’ny Pantekôty ho avy izao. Ankoatra ny maha toeram-pitsangantsanganana sy toerana misy karazana fialamboly maro azy, hisy fampisehoana ihany koa nomanin’ny mpikarakara amin’ity. Hifandimby an-tsehatra amin’izany i Mamina sy ny groupe Daniel. I Mamina, izay anisan’ireo mpanakanto miaka-daza amin’izao fotoana. Manana […]
Taratra
Fanabeazana: Tsy mifanaraka ny olana sy ny vahaolana
Iankinan-java-dehibe maro ny fanabeazana. Iray amin’ireny ny hoavin’ny firenena manontolo. Ny ho fizotry ny fiainan’ny tsirairay ary ny fiarahamonina amin’ny ankapobeny. Tsy tomombana ny fanabeazana, ratsy avokoa ireo. Tsara ny vokatra, mirindra izay ny fanabeazana… Mizara roa ny tontolon’ny fanabeazana. Ireo mpanabe sy ny beazina. Anisan’ny mpanabe ny ray aman-dreny, […]
SOMBIM-BAOVAO
Malagasy mpitsara baolina kitra efatra mianadahy, telo lahy sy vavy tokana, no manaraka fampiofanana any Le Caire, Egypte, ny 13 hatramin’ny 17 mey ho avy izao.Fiofanana karakarain’ny Kaonfederasiona misahana ny baolina kitra aty Afrika (CAF). Nisongadina tamin’ny andrana hafainganam-pandeha izy ireo, nandritra ny adina ara-batana. Ho fiatrehana ny fifaninanana afrikanina, […]
Semi-Marathon : hatao eto Antananarivo ny fifaninanana
Hotanterahina ny 26 mey ho avy izao, eto an-drenivohitra indray ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, amin’ny taranja hazakazaka lavitr’ezaka 21 km, Semi-marathon, andiany fahefatra. Hetsika karakarain’ny Federasiona malagasin’ny atletisma sy ny orinasa Telma. Araka ny fanazavana nomen’ny filohan’ny Federasiona malagasin’ity taranja ity, Raherison Dominique, omaly, teny Andraharo, dia homena […]
Muay thaï – « Trophée du Choc » : hifanandrina i Johnny Gauvin sy i Fazaraly
Hotontosaina ny zoma 14 jona ho avy izao, eny amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny fifaninanana iraisam-pirenena amin’ny haiady muay thaï, «Trophée du Choc-World Cola» andiany fahefatra. Hifanintsana eto an-toerana ireo Malagasy mpikatroka sy ireo nakmuay avy atsy amin’ny Nosy rahavavy La Réunion, Maurice, Mayotte, araka ny vaovao voaray omaly, teny […]




