Fahavoazana roa avy hatrany no nahazo ny ekipa nasionaly malagasy, Ankoay, omaly, tany Debrecen Hongrie. Mbola sarotra ny lalana ho azy ireo, amin’ity fifaninanana “OQT 2024” ity. Hifanandrina amin’i Suisse izy ireo amin’ny lalao fahatelo. Lavo indroa teo am-panombohana ny Ankoay. Faharesena roa tamin’ ireo lalao roa nataony, omaly, tany […]
Taratra
Fambolem-bary an-tanety : vahaolana hiatrehina ny filana ara-tsakafo eto Madagasikara
Mbola tsy maharaka ny famatsiam-bary eto Madagasikara, antony mahatonga ny fanafarana vary avy any ivelany. Manodidina ny 780 000 taonina isan-taona ny voka-bary eto amin’ny Nosy. Vahaolana maharitra sy hanatsarana io vokatra io, eto an-toerana, ny voly vary an-tanety. Fomba nentim-paharazana hatrizay teto Madagasikara ny fambolem-bary. Tafiditra ao anatin’ ny […]
FANTINA sy FINTINA
Manameloka ny famoronana Compte fake amin’ny anarany sy misandoka azy ny minisitra Andriantsitohaina Naina, araka ny nambarany tao amin’ ny Facebook. «Ampahatsiahivina hatrany ny tsirairay fa voarara ary mahavoasazy ny mamorona kaonty sandoka amin’ny anaran’olon-kafa’», hoy izy. Mazava ny kaonty ofisialiny: https://www.facebook.com/ AndriantsitohainaNaina?mibextid=ZbWKwL Nankatoavina tetsy Anosy, tamin’ny alalan’ny atrikasa fakan-kevitra, […]
Raveloson Constant : “Tsy toy ny taloha ny politika amin’izao”
“Zavatra hafa izao no mipetraka. Taorian’ny septambra sy oktobra ary novambra nisian’ny “hetsika fotsy” ireny, hafa ny fipetraky ny raharaha. Tsy toy ny taloha intsony izany. Indrindra nohamafisin’ny fanjakan’antoko nanongana ny olom-boafidy izay filohan’ny Antenimierampirenena teo aloha”. Izay ny fijerin’ny mpamakafaka politika, Raveloson Constant, ny amin’ ny ho fandehan’ny toe-draharaham-pirenena […]
Depiote modely!
Fifidianana aloha izao no malaza dia drindran’Ingilo ihany koa ny resabe manodidina izany. Anisan’ny mahabe resaka, nanomboka afakomaly, ny fitetezam-paritra ataon’ny mpitondra anatin’ny andro fanaovana fampielezan-kevitra. Mirarakompana ny fitokanana zava-bita. Lohalaharana ny any amin’ny faritra izay heverina fa mampatanjatanjaka ny mpifanandrina, indrindra ireo zanaka an-trano natosi-bohontanana. Hita fa miridana […]




