Taratra

Fandraharahana : hampivondrona mpandraharaha maro ny CEO Business Forum

Hampirisihina ny fiaraha-miasan’ireo Malagasy sy vahiny mpandraharaha amin’ny fitrandrahana ireo harena samihafa aty amin’ny ranomasimbe Indianina ho an’ny fampandrosoana ny toekarena. Manana harena maro samihafa azo trandrahina tsara ny ranomasimbe Indianina ho fampandrosoana ny toekarena. Ho an’i Madagasikara, manana paikady manokana amin’ny fampiroboroana ny toekarena manga isika. «Laharam-pahamehana ny fametrahana […]

INDRAY MIJERY

Miara-miasa akaiky amin’ny fitaleavam-paritry ny Jono sy ny toekarena manga Atsinanana ny orinasa Ambatovy hanatsarana ny fari-piainan’ireo mpanjono ao Toamasina, amin’ny alalan’ny tetikasa “Blue economy”. Miroso ny tetikasa ary efa nahitam-bokatra satria mpanjono 400 mahery nahazo karatra maha matihanina, vondrona mpanjono dimy nomena taratasy vonjimaika milaza ny maha ara-dalàna azy […]

Sekoly mampiaty ny Akama 67ha: miara-mianatra ny ankizy maheno sy marenina

Tao anatin’ny taom-pianarana dimy no nampiharan’ny sekoly mandray ny ankizy marenina eny 67ha tsikelikely ny fanabeazana mampiaty. Raisin’ny tomponandraikitra hianatra miaraka amin’ireo mpianatra marenina ireo ankizy mahare, raha ny mifanohitra amin’izay no niseho taloha. « Ankehitriny, sekoly mampiaty ny Akanin’ny marenina, rehefa nahatsapa ny vokatsoa nentiny ho an’ny mpianatra roa tonta », […]