Nahazo fitaovana hanamafisana ny fitantanana ireo lakandrano eto Antananarivo sy ny manodidina ny eo anivon’ny Sampandraharaha miaro ny lemak’Antananarivo (Apipa). Nanambara ny maha zava-dehibe izany, ny minisitra Andriantsitohaina Naina. Hihena tsy ho toy ny taloha ny ho fiantraikan’ny fiakaran’ny rano. Nambaran’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), […]
Taratra
INDRAY MIJERY
Ho an’ny ady amin’ny aretina VIH/Sida, hamafisina hatrany ny fanentanana ka nisy hetsika fanaovana fitiliana maimaimpoana notanterahina tetsy amin’ny Esplanade Ankatso, omaly. « Toerana be olona, indrindra ny tanora sy ny mpianatra eny, ka nampanatonina teny ny fitiliana », hoy ny tomponandraikitry ny minisiteran’ny Fahasalamana. Ho an’ny faritra Atsinanana, hisy fiarahana […]
Karama farany ambany : hanara-maso eny ifotony ny fanjakana
Hanao hetsika « opération coup de poing » ny tomponandraikitry ny minisiteran’ny Asa sy ny fampananana asa ary ny asam-panjakana manomboka anio. Hiompana amin’ny fampiharana ny karama farany ambany nofaritan’ny fanjakana izany. « Didim-panjakana efa nivoaka io ary mihatra amin’ny orinasa rehetra eto Madagasikara », hoy ny minisitra tomponandraikitra, Razakaboana Hanitra. Zava-dehibe ny fampiharana […]
Fanampiana an’Ambilobe : nozaraina ho an’ny fianakaviana 3 693
Tontosa ny herinandro lasa teo ny fizarana ireo sakafo avy amin’ny fitondram-panjakana. Nanatanteraka izany tany amin’ ny faritra Diana, ho an’ny distrikan’ Ambilobe, ny ekipan’ ny BNGRC. Nanomboka ny 15 avrily lasa teo ny fitsinjarana sakafo. Fanampiana vonjy taitra ho an’ ireo fianakaviana traboina sy tena voa mafy vokatry ny […]
Faritra andro ratsy : hivadika ho rivodoza Hidaya, matanjaka ny fepetra ivoarany
Mandindona ao avaratry ny Nosy ny rivodoza. Mitondra orambe any amin’ny morontsirak’Ambatosoa sy Atsinanana ary Analanjirofo izy io. Miha mahazo hery any an-dranomasina i Hidaya. “Heverina ho nivadika ho rivodoza alina ilay faritra andro ratsy ao Avaratry ny Nosy noho ny fepetra tomombana hivoarany”, hoy ny mpamantatra ny toetry ny […]




