Taratra

Heverina ho manatsara fiainana: mitondra vintana amin’ny fidiram-bola ny voninkazo felantanantsifoana

Samy manana ny anjara asany avokoa ny zava-boahary sy ny zavamaniry rehetra eto ambonin’ny tany. Anisan’ny voninkazo manambina sy mampidi-bola ho an’ny olona na tokantrano iray ny fambolena ny voninkazo antsoina hoe « felantanantsifoana ». Voninkazo tena manan-danja eo amin’ny Mala­gasy ny voninkazo antsoina hoe : “ felantanantsifoana”. Anisan’ny mampiavaka azy amin’ny […]

FANTINA sy FINTINA

Manana ny lanjany manokana ara-toekarena sy ny fanjarian-tsakafo ny mangahazo. Manohana ity lalam-pihariana ity ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae). Manampy azy amin’izany ny Ivontoerana iraisam-pirenena momba ny fambolena aty amin’ny tany mafana (IITA). Ao anatin’ny Drafi-pampandrosoana ny faritra (PRD) Itasy ny fiarovana ny tontolo iainana. Natolotra ny 26 […]

LALAM-PIRENENA FAHA 13: atao ora 2 ny lalana Taolagnaro-Ambovombe

Vita hatrany amin’ny ampatahatelony ny fanarenana ny lalam-pirenena RN 13, amin’ny ampahany Taolag­naro sy Ambovombe. Mano­hana ny fanamboarana izany ny Vondrona eoropeanina (UE). Nijery ny fizotry ny asa ataon’ny orinasa Colas ny minisitry ny Asa vaventy, kolonely Andrianatrehina Ndriami­haja, ny herinandro lasa teo. Mahatratra 58 km ny lalana naravona, 17 […]

Hotsarain’ny tantara

  Hisasaka sahady ny taona. Miditra volana fahadimy amin’ny taona isika zanak’olombelona. Volana masina, hoenti-midera an’i manome hasina an’i Masina Maria renin’Andriamanitra, hoy ny mpino katolika. Volam-piotazana, fiakaran’ny vary kosa ho an’ny faritra ambanivohitra maro, manerana ny Nosy. Volam-pararano e! Volana tena ho zina tokoa raha izay no ho zohina. Izany […]

Fandraharahana : handray anjara amin’ny MECC i Madagasikara

Fotoana iray hampivondrona ireo mpandraharaha maneran-tany sy hitadiavana lalam-barotra any ivelany ny Tsenabe iraisam-pirenena momba ny varotra andiany fahadimy ao Kanada. Hotanterahina ny 6 ka hatramin’ny 20 mey izao ny hetsika «Mis­sion économique et commerciale au Canada» (MECC) andiany fahadimy izay karakarain’ny Chambre de commerce et de Coopération Canada-Madagascar (CanCham). […]