Taratra

Filoha Rajoelina Andry: mitady famatsiam-bola momba ny toetr’andro

Manao adisisika amin’ireo mpiara-miombon’antoka sy mpamatsy vola ny filohan’ny repoblika, Rajoelina Andry, any Kenya. Miompana betsaka amin’ny famatsiam-bola ny tetikasa fiarovana ny fiovaovan’ny toetr’andro izany. Nanomboka omaly, ao Nai­robi Kenya, ny fihaonana an-tampony faha-21 ataon’ireo firenena mpikam­bana ao amin’ny International Development Association (IDA). Fihaonana entina hanampiana ireo tetikasa ara-toekarena sy […]

VAOVAO TAMBATRA

Misy fifangaroana ny menaka ao amin’ny gropy G2 any Andekaleka, omaly. Voatery najanona ny milina, ka mety maharitra adiny 7 ora ny fanamboarana azy. Misy, araka izany, ny fanapahana mihodina ny famatsiana herinaratra ao anatin’ny tambajotra iraisan’Antananarivo sy ny manodidina. Maharitra adiny 2 ora isaky ny toerana ny fanapahana. Nihaona […]

Behara Amboasary Atsimo: afaka manao voly avotra ny tantsaha

Vita ny tohodranon’i Bera­keta, manondraka ny lemak’i Behara, kaominina Behara, distrika Ambosary, faritra Anôsy. Tanteraka izany, noho ny tetikasa Purpa, vatsian’ny Tahirimbola ho an’ny fampandrosoana ny famokarana (IDA), ataon’ny minisiteran’ny Fam­bo­lena sy ny fiompiana (Minae). Araka izany, afaka manatanteraka voly avotra ny tan­tsaha. Natao ny 26 avrily teo ny fizarana […]

TARATRY ny KANTO

Halevina rahampitso i Lalie. Araka ny fandaharam-potoana avy amin’ny fianakaviany, handrasana ao an-tranony ao Ambohimiandra ny nofo mangatsiakany. Rahampitso alarobia 1 mey, amin’ny 11 ora kosa no hoentina hatao veloma farany ao amin’ny Ekar St Etienne Ambanidia, mialoha ny hanitrihana azy eny amin’ny fasan-drazany eny Ambohimalaza. Tontosa omaly, teny amin’ny […]