Taratra

Basikety 5×5: Oniversite 20 hifaninana amin’ny Hoopfest

Hotanterahina ny 13 hatramin’ny 19 jolay izao, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny hetsika “Hoopfest”, andiany voalohany. Fifaninanana basikety lalaovin’olona 5, karakarain’ny Université Privé d’Ambohidratrimo. Hetsika natokana ho an’ny mpianatra eny anivon’ny ambaratonga ambony. Oniversite miankina sy tsy miankina 20, eo amin’ny sokajy lehilahy, no hifaninana amin’izany. Tsy misy kosa […]

Ampaha-16-ndalana : Miandrandra an’i Maroc sy i Côte d’Ivoire ny maro

Ekipa afrikanina roa no indray hiditra an-tsehatra, anio, dia ny Elefantan’i Côte d’Ivoire sy ny Lions de l’Atlas, Maroc, eo amin’ny dingana ampaha-16-ndalana, amin’ity «Mondial 2026 » ity. Fihaonana hiendrika famaranana avokoa ny azy roa tonta ireo. Anisan’ny lalao mahasarika ny mpanara-baovao amin’ity «Mondial 2026» ity ny fihaonana roa hatrehin’ireo solontena afrikanina. […]

INDRAY MIJERY

Miatrika fanadinana bakalorea katolika ny sekoly miankina amin’ny finoana katolika amin’ity herinandro ity, manerana ny diosezy 22. An’aliny ireo mpianatra manatanteraka izany eo anivon’ny sekoly, araka ny fanazavana azo. Manan-danja ho an’ny mpiandraikitra ny fanabeazana katolika ny fanadinana satria azo handrefesana ny fahavononan’ny mpianatra hiroso amin’ny fanadinam-panjakana bakalorea, izay hotontosaina […]

Sakafo hohanintsika : Tsy tokony hampidi-doza ny aina

Niatrika trangana fanapoizinana ara-tsakafo izay nisy fiantraikany lehibe tamin’ny vahoaka i Madagasikara, taona maro nisesy izay. Tsy mbola hadinon’ny maro ilay tranga teny Ambohimalaza, nahafaty olona efa ho 50. Midika izany fa mbola maro ny fanamby sedraina amin’ny fiarovana ara-pahasalamana ny sakafo ohanina. Zava-dehibe ny fiantohana ny fahadiovana sy ny […]