J-15 mialoha ny hanombohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny baolina kitra hifanandrinan’ireo firenena ny rehetra (Can 2023). Fihaonana hotanterahina any Côte d’Ivoire, ny 13 janoary ho avy izao. 24 ireo firenena hiady ho lohany amin’ity. Maro amin’izy ireo ny nisafidy hanomantena any ivelan’ny firenena misy azy. Anisan’izany i […]
Taratra
Sombim-baovao
Hotanterahina anio indray, ny andro faha-19, fiadiana ny ho tompondakan’i Angleterre, « Premier League 2024 », taranja baolina kitra. Anisan’ireo hiakatra kianja androany, ny Manchester City, tompondaka farany. Hifanandrina amin’izy ireo ny ekipan’ny Sheffield United. Lalao hatao ao amin’ny Etihad Stadium Manchester. Hotontosaina anio, ao amin’ny kianja Barikadimy Toamasina, ny lalao ara-pirahalahiana, […]
Vaovao tambatra
Mitohy ny fanaraha-maso ny vidin’entana eny an-tsena, hisorohana ny fanararaotana amin’izao andro fety izao. Manodidina ny 800-850Ar ny kapoaka ny vary gasy fotsy sy ny tsipala. Mahatratra 900-950Ar kosa ny kapoaka ho an’ny dista sy makalioka ary ny vary gasy mena Manalalondo sy ny Mangamila. Manodidina ny 950Ar ny kapoaka […]
Fampitomboana ny vokatra anaty rano: nandrotsahana zana-trondro 12 000 tao Andranobe
Fanamby apetraky ny fanjakana ny fampiroboroboana ny famokarana anatiny sy ny fanampiana ny tantsaha mpiompy. Faritra maro nisitraka fizarana zana-trondro. Mitohy ny hetsika fampiroboroboana ny famokarana anaty rano. Nandrotsahana zana-trondro 12 000 tao amin’ny farihy Andranobe atsinanana, faritra Vakinankaratra ny talata teo. Hetsika natao vokatry ny fiaraha-miasan’ny mpanjono ao amin’ny […]
Manandriana: nahazo milina fanodinana voasary makirana
Ao anatin’ny tetikasa fampandrosoana ny firenena ny fampiroboroboana ny famokarana anatiny. Nisitraka ny taninketsa indostrialy, tamin’ny alalan’ny milina fanodinana voasary makirana, ny distrikan’i Manandriana, ny alarobia teo. Mpisitraka voalohany ny tetikasa ny vondron’ny kaoperativa izay ahitana kaoperativa 14. Nanatanteraka ny fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ny milina tao Ambovombe Centre, ny […]




