Taratra

Asa eny anivon’ny haino vaky jery : manabe ny maha olona iray manontolo ary mampandroso ny firenena

Mihevitra ny ankamaroan’ny olona fa mitana andraikitra goavana sy te­na miasa ary he­rin’ny haino va­ky jery anankiray ny mpanao gazety, ra­ha ny fanadihadiana natao. Voa­ka­sik’izany, ny ton­­tolon’ny radio sy ny fahitalavitra, raha ny fanehoan-kevitr’izy ireo hatrany. «Ampahany kely fotsiny ny anjara toeran’izy ireny eny anivon’ireny karazana haino vaky jery misy […]

FANTINA sy FINTINA

Hametra-pialana anio, eo anivon’ny filanke­vitry ny minisitra, ny governemanta Ntsay Christian. Hanohy ny fampandehanan-draharaha ireo minisitra manomboka izao raha any amin’ny fiandohan’ny taona any kosa vao mety hanova ny governemanta ny filoha. Tapitra ny 72 ora nomen’ireo raiamandreny ara-drazana ka mbola nanampy 48 ora indray izy ireo. Takin’izy ireo ny […]

Fanohizana ny tolona : vonona hiatrika fifidianana ny C11

Namoaka fanambarana ny vondron’ny kandidà (C11). Naneho fahavononana amin’ ny hiatrehana ny fifidianana rehetra izy ireo saingy nametraka fepetra. Anisan’izany ny fanatsa­rana ny tontolom-pifidianana sy ny fanajana ny lalàna velona “Antoka ho an’ny fitonian’ny firenena izany”, hoy izy ireo. Nohamafisin’ny C11 koa ireo fitakiana efa natao mba hisorohana ny krizy […]

Tsy fiadY hevitra

  Nahoraka manerana an’izao tontolo izao ny fizaram-baovao nataon’ny foiben’ny fiketrahana masina avy any Vatican, omaly alina. Indrindra mahakasika ilay resaka « fitsofan-drano » ny fanambadiana maningana na tsy mahazatra. Nizarazara be ny hevitra, nihazakazaka ny torapo isan-karazany. Zary mpahay ny tenin’ny soratra masina sy ny teolojia daholo indray Razanakolombelona. Ho […]

Fananana tsy ara-dalàna : fiara miisa 11 nataon’ny Arai lavanty

Nanatanteraka ny fanaovana lavanty ireo fananana nogiazany ny eo anivon’ny Sampandraharaha famerenana amin’ny fanjakana ireo fananana azo tamin’ny fomba tsy ara-dalàna (Arai), omaly. Fiara maromaro izany ary mbola misy hafa koa.* Fiara miisa 11 giazan’ny eo anivon’ny Arai no natao lavanty teny amin’ ny foibeny, Imerimanjaka Am­bohijanaka, omaly, na tsy […]