Taratra

TARATRY ny KANTO

Horonantsary fanadihadiana. Ankoatra ny maha fialamboly, amin’ny maha horonatsarimihetsika azy. Mirakitra fahalalana sy fandalinana maro ihany koa ny horonantsary fanadihadiana. Raha ho an’ny eto Madagasikara manokana, azo trandrahana tsara ity sehatra ity ary maro no tokony hanatanterahana azy. Rantin-tsary fanabeazana. Tontosaina eny amin’ny Lapan’ny tanànan’Antananarivo, manomboka ny 30 septambra 2023 […]

ANAC Analamanga: « Misongadina ny ankizy tezaina amin’ny mozika »

Tontosaina nanomboka omaly, teny amin’ny Académie Nationale des Arts et de la Culture (ANAC) Anosy, ny fampianarana mozika ho an’ny ankizy. Zavamaneno maro samihafa no ampianarina ireo kilonga amin’izany. Ankoatra ny fampianarana mozika, misy ihany koa ny fanabeazana ara-tsaina amin’ny alalan’ny mozika entina mampivelatra bebe kokoa azy ireo. « Initiation à […]

«Slam national 14 » : miditra amin’ny dingana faharoa ny fifaninanana

Hita taratra ny fanomanana nataon’ny mpandray anjara tsirairay sy ny ny tany amin’ny vondrona nisy azy avy. Avo lenta ary tena tsara raha ny kalitaon’ny seho atolotr’ireo mpandray anjara. Antenaina hihatsara hatrany anefa izany amin’ity anio ity. Tontosaina anio, eny amin’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM) Anala­kely, ny dingana faharoa amin’ny fifaninanana […]

Fambolena bonsaï : zavakanto avy amin’ny fomba amam-panao sy kolontsaina japoney

Karazana zavakanto avy amin’ny fomba amam-panao sy kolon­tsaina japoney ny fambolena bonsaï. Miparitaka maneran-tany ary ahitana mpanao izany eto Madagasikara. Avy amin’ny teny japoney, midika hoe «bonne-saille», milaza sy ma­nondro zavakanto ambolena ao anaty koveta marivo na vilia fisaka iray. Mba hanomezana azy endrika mihaja toy ny hita eo amin’ny natiora, fa manaraka […]