Taratra

« Ant’sary Doc Festival »: Andro faharoan’ny fifaninanana, anio

Nanomboka omaly, eny amin’ny Tranompokonolona Analakely, ny fandefasana ireo horonantsary fanadihadiana, mifaninana ao anatin’ny «Ant’sary Doc Festival». Efa nisokatra tamin’ny alakamisy lasa teo ity hetsika lehibe ity. Hitohy rahampitso hatramin’ny alarobia izany fandefasana ny horonantsary mifaninana izany. “Mbola fanombohana ny amin’ity taona ity, tanjona ny hametraka ny horonantsary fanadihadiana amin’ny […]

Fakafaka : Mpisandoka raindahiny !

  Amboamboarina ery ny fomba fiteny, ny fihetsika, ny fijoro… Sao tsy maharesy lahatra, hono. Efa taranja ianarana any an-tsekoly, rahateo, ny fomba fiatrehina sy firesahina aman’olona. Tsy takon’afenina fa voasarik’io zava-baovao io tokoa ny Malagasy, indrindra fa ny tanora. Nanjary nanadino ny voajanahary (fomba fiteny sy firesaka, fihetsika, fijoro…). […]

Herisolomahefa Honorat : lalana hisokafana amin’ny sehatr’asa ny fanaovana hatsikana

Asa iray mampi­foha ny talenta ao anatin’ny olona iray ny fanaovana hatsikana. Talenta ahafahana misokatra, ahitana fifaneraserana sy asa maro samihafa ihany koa izy io. “Tsy mahavelona ny fanaovana ny hatsikana raha eto Mada­gasikara manokana satria mi­ankina amin’ny fiantsoan’ireo mpiakaraka fety sy lanonana ny asany”, hoy ny mpanao hatsikana sady mpanentana, Herisolomahefa Honorat, raha […]

FANTINA sy FINTINA

Nangataka alalana any amin’ny prefektiora ny vondron’ireo kandidà 11, hiatrika ny fifidianana. Hamory ireo mpiara-dia aminy etsy amin’ny “Palais des Sports” Mahamasina izy ireo, ny zoma ho avy izao. Hitondra fanazavana momba ny fiainam-pirenena, indrindra ny fiatrehana fifidianana. Andrasana ny valin’izany fangatahana famoriam-bahoaka izany. Mikasa hanao fitsipaham-pitokisana ny governemanta indray […]