Fitakiana ny fangaraharan’ny vola ampiasain’ny antoko mandritra ny fifidianana, fampitaovana ireo sampana mpanara-maso ny fampiasam-bola hanatanterahany ny asany… Ireo no anisan’ny tolo-kevitry ny Transparency International – Initiative Madagascar (TI-MG), teny Antaninarenina, ny faran’ny herinandro teo, ho an’ireo antoko politika sy izay ho kandidà amin’ny fifidianana 2023. Iadiana amin’ny kolikoly mandritra […]
Taratra
Filoha Rajoelina Andry : “Miara-miasa ny fiangonana katolika (Ekar) sy ny fitondrana”
Napetraka, omaly, ny arseveka vaovao an’ny diosezin’Antananarivo, ny Mgr Raoelison Jean de Dieu. Niatrika izany ny filoha Rajoelina Andry izay nanamafy ny fiaraha-miasa amin’ny fiangonana katolika. Napetraka tamin’ny fomba ofisialy, amin’ny fomba katolika ny arseveka vaovaon’ Antananarivo, ny Mgr Raoelison Jean de Dieu. Mpino marobe no tonga nanotrona ny lamesa, […]
Ny taky, fitaka…
Manao fakan-kevitra hatao inona moa ny iraky ny Sadc amin’izao ankatoky ny fifidianana izao? Samy manana ny fijeriny ny tsirairay, arakaraka ny toerana misy azy sy izay kendreny amin’izany. Ny tsy azo lavina, misy antony sy vokany politika avokoa izay lazaina sy atao rehetra. Fifidianana filohan’ny Repoblika no atrehina. […]
Lozam-pifamoivoizana : zazavavy 7 taona maty voahitsaky ny kamiao
Maty tsy tra-drano ny zazavavy iray nohosen’ny kamiao, tao amin’ny fokontany Antohobe, distrikan’i Betafo, ny 29 jolay teo. Nandeha mafy ity fiara mpitatitr’entana ity. Nahazo ny RN-34, sendra zaza niampita tampoka ny arabe ny mpamily, teo amin’ny PK 43 + 300. Tsy tafajanona intsony ny fiara. Tetsy andaniny, nentin’ny hatairana, […]
TSELATRA
Lehilahy iray mpanao trano no maty tao anaty lavadrano iray eny Ambohimangakely, ny sabotsy teo. Nandritra ny fidinany hikarakara ity lavadrano teny Antanambao Ambohimangakely no nitranga ny loza. Sempotra tao anaty lavaka izy ka antony nahatonga ny fahafatesany, araka ny fanazavan’ny mpamonjy voina tonga nampiakatra ny razana. Nidoboka eny amin’ny […]




